Vous êtes ici

Bonsoir, Sao dia efa nisy tratra nareo fa tena mitaintaina be za. Zao ny fandehany: be pertes blanches be za, indraindray mis fofona, indraindray mangidihidy fa en général tsy misy effet manelingelina ankoatrn ilay izy oe bdb. Efa nandeha docteur foana d amzao manao traitement mamerina flore de doderlein. Depuis anefa misy zavatra b mivoaka foana avy any d noheveriko fa cellules mortes fa tsy aritro intsony.le izy matevina be miraikitra, bdb, ref avy mapiditra fanafody za d mahavoaraoka efa o 1 sotro avy any, zavatra matevitevina be, be dia be,. Ny tena souci, misy fotoana misy ra kely manaraka azy. Mba toroy hevitra e ! Tapitra traitement za vao asain'ny doc miverina, maka rdv koa nefa misy 2 3 semaines mints vo maazo. Moa le doc tsy nahitako fahombiazana atreto, le comble ts tafiditra anaty fotoana anaovanaanalyse mintsy ilay zavatra mitranga

Par : Aina
bonjour,mangataka toro
bonjour,mangataka toro hevitra kely,ny perte ako misy fofona foana,dia inona no tokony ataoko?

Ajouter un commentaire

2 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.