Vous êtes ici

Raha azoko tsara dia te haka deuxičme bureau ianao nefa mbola mi se culpabiliser ka miandry ny aval n'ny olona ato am forum...Mino aho fa be ny lehilahy na vehivavy tojo toa anao zao.Zaho manokana dia mahita fa indraindray ny manana jardin secret dia mandamina ny ao an tokantrano. Moins frustré ianao, mahita plaisir any an-kafa, dia rehefa mody dia tu redeviens un bon petit mari et un merveilleux papa...Zay sisa ange no tena rôle nao aprčs des années de mariage fa rare zany couple mbola amoureux sy misy désir be zany aprčs des années et des enfants e.Na izany aza, jardin secret hoy aho fa tsy vady be, maîtresse, etc....Tu te fais plaisir de teps en temps, discrčtement, modérément, sans te ruiner...

Ajouter un commentaire

13 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.