Vous êtes ici

feno 1/2 sičcle @ty taona2018 ity aho, t@ 2013 no efa tsy réguličre intsony ny rčgle-ko, nisy fotoana tena bdb mihitsy ary rehefa 2č jours dia tsy maintsy couche bébé no ampiasaina fa raha serviette hygiénique tsy mahatazona ny rŕ, nisy fotoana 2 ou 3 mois vao tonga ny rčgle ianao @zany efa mitaintaina hoe bevohoka ve za sa tsia edepuis déc. 2017 teo indray dia misy bouffée de chaleur, mora tsembo-dratsy nefa za taloha tsy mpanao an'zany mihitsy, mora reraka beho anareo vhv efa nandalo an'io période io ary ho anareo lhl ihany koa izay mety manana vady efa nandalo io na ho anao dokotera sendra mamaky ity forum ity : ao anatin'ny période de pré-ménopause ve ny tenako sa efa ménopausemisaotra mialoha izay mamaly

Ajouter un commentaire

16 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.