Vous êtes ici

Henoko tany ho any oe alohan'ny fahabevokana hono ny vehivavy iray efa manambady dia manomana ny vatany ho bevoka! izany oe misy préparation ataony izany ao! ny tena tiko ho fantatra dia oe: inona avy no atao mandritra io préparation avant grossesse io! mou , mis préparation tokony ho ataon'ilay lehilahy koa ve?

Par : Poufff
Manova ny sakafo hoanina:
Manova ny sakafo hoanina: sakafo riche en fer, sady mila misakafo tsara!
Par : Huguette
Faire des galipettes au bon
Faire des galipettes au bon moment, Consommer un complément en acide folique avant la concéption , manger des aliments riche en fibres
Par : reveo milay
Na tsy au bon moment aza raha
Na tsy au bon moment aza raha misy ny energie, sady hafa ihany ilay sensation hoe manao RS fa hanamboatra zazakely. Tsaroako tsara tamin'ny nitady zaza nahafinaritra be ilay feeling, premier essai tonga dia nahazo. Aza asiana pression be fotsiny fa vonona fotsiny ny saina hoe mety ho bevohoka après chaque rapport. Ankoatran'ny acide folique dia un peu de folie ihany koa.

Ajouter un commentaire

2 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.