Vous êtes ici

Miarahaba ny rehetraArak'io sujet io dia mba mitady produit éclaircissant tsara sy azo antoka ny tenakoSomary matavy ny hodi tavako ary matroka noho ny hoditry ny vatakoInona no mba toro hevitra arosonareo ho ahy?Misaotra betsaka

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Produit éclaircissant tsara
Bjr,

BB crčme Yves Rocher d atao "light".
nénŕ "medium" no ampiasaiko d efa manafotsy sy manazava hoditra tsara.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Produit éclaircissant tsara
Merci Emma32

Inona no maha samy hafa ny BB crčme light sy medium azafady?
Tsy mampiasa zavatra hafa intsony izany v rehefa mampiasa azy io , toy ny savony, lotion, lait démaquillant, eau précieuse sns.....
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Produit éclaircissant tsara
Ary zaho rehefa miteny hoe tsy tia olona mainty de lazaina fa raciste nefa zao ny vhv eto te ho fotsy daholo. POURQUOI ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Produit éclaircissant tsara
$ongomby==>ka l oe t ho fotsy ange tsy voatery oe l mainty @eritreritrao e, sady tena ampiomehy b ra fotsy b ny tava kanefa ny vatana mainty (loko) fa mba oe mazavazava s madio tsara no resaka eto, vakio tsara atr@ voaloany d mazava aminao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Produit éclaircissant tsara
Bonjour daholo,

Mba te hanontany azafady hoe inona avy kay ny karazana BB creme Yves Rocher? Dia raha ho an'ny olona somary mazavazava endrika, peau grasse, dia inona no mety

Merci

Ajouter un commentaire

10 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.