Vous êtes ici

Salama eh, arakio sujet ambony io d mba mitady regime mahangeza haingana fa tena kely loatra, tena pitsana mintsy ara.Ndraindray za mihevitra hoe vahana nefa za rehefa bevoka sy avy teraka tena ngeza ihany d amiko tsy tena vahana ilay izy.Mba atoroy fikafika ry reto an, zavatra tena mampazoto homana, sakafo tsara hoanina sy tsy tsara hoanina, tsy aiko hoe sport ko ve ilaina fa za manko tena tsy manao sport mints, mila miditra salle de sport ve sns..Misaotra sahady @ torohevitra :)

Par : anonyme
Misy mivarotra complément
Misy mivarotra complément alimentaire am FB dia mba andramo, na miezaha mihinana Morvite lé ao am Shoprite ireny
Par : namana2
zah ko d tena mba mitady
zah ko d tena mba mitady regime mapahazo aina zareo a,tena ts proportionnel n halavako si n habeako fa tena mahia e!!zah bevohoka ts mahazo aina,teraka tsy mahazo aina fa n tarehiko ftsn n mba botrabotra fa n vatana d n eo ian eo e!!mahakivy be. Za nefa tena mazoto omana fa somary manana preference zavatra salé kokoa nohon'ny sucré. Dia mba mitady vahaolana ho an'izay manana o!! Misaotra mialoh.

Ajouter un commentaire

14 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.