Vous êtes ici

Inona moa izany no tena mahatapankevitra antsika vehivavy hoe manao régime ? Misy miteny hoe matavy ve, sa misy manaratsy ve, sa tsy mahatoky tena, sa refa mijery fitaratra enao dia kiriko mijery ny paozinao, sa ny vadinao mintsy no manaratsy anao ?Ny régime mantsy dia tena mila arahina antsakany sy andavany ary misy dingana maro tokony arahina ary tsy vitan'ny hoe atao indray mandeh fa atao matetika, ary maro ny vokatra ratsy azo avy amin'ny régime ny voalohany indrindra amin'izany ny fampijaliantena tsy hinankanina afa-tsy hanina voafetra, mety ho décalcifiées na tsy hitazona intsony mintsy ny calcium, mety ho reraka lava satria tsy ampy ny akora ao anaty... Marina hoe il faut souffrir pour ętre belle, fa tena sure ve enao fa tsy belle raha toa ka mba ngezangeza ? Ary dia tena hoe tsara tokoa ve ny mahia ?Amin'ny Internet misy an'ireny karazana tableau milaza ny tokony ho lanjanao arakaraka ny refinao sy ny activités physiques ataonao sy ny taonanao. Mba jereo ihany aloha fa sao dia efa ao amin'lay lanja mety enao ka mampijaly tena fotsiny amin'ny tsy antony.Tsy midika akory izany hoe hirobaroba be refa hinan-kanina na tsy hanao fanatanjahantena mintsy, fa misy foana ny azo lanjalanjaina amin'ny atao sy ny hoanina.Raha hoe be kibo enao, sao mba avy amin'lay niteraka ny zanakao no nahabe kibo anao, tsy tokony ahamenatra izany, normale be zany hoe be kibo satria olona manan-janaka, olona niteraka. Ataovy maha fičre anao ny marque napetraky ny zanakao nentinao tao ankibo.Mety misy ny olona vitsivitsy hoe na niteraka 4 ary tsy misy kibo mintsy fa mahiahia foana, efa izay mintsy zany ny toe-batany fa tsy midika akory zany hoe tena ratsy enao eo anatrehany raha toa ka misy kibo sy ngezangeza.

Par : Nah
Za taille fine hatrzay aloh d
Za taille fine hatrzay aloh d tsy tsapako lé oe matavy, fa vo tady hisy kibo ah d mahtsapa tena oe mihaantitra, kkkk
Par : anonyme
Tena ilaiko ny mampihena
Tena ilaiko ny mampihena vatana. Raisina antanandroa ny toro hevitra isankarazany
Par : anonyme
tena ilaina, fa bota b zan
tena ilaina, fa bota b zan ratsy sady otran rŕmama b! mba maman mbola ok e! fa tsy maman efa vondraka, din!
Par : anonyme
Ny olana @ty manaraka régime
Ny olana @ty manaraka régime ity dia : - tsy mahatody hatr@ farany dia voa maika miha matavy avy eo - manova nyfahazaran'ny taova ka mety hitarika aretina (mararyvavony, ...) - mety mbola vitsy ny malagasy aharaka tsara ra ara bola no tenenina (voankazo , legume isan karazany ....) Raha mbola azo atao dia mitandrina @ sakafo, miezaka manao zavatra toy ny fandehanana tongotra atao dia maika,fanaovana raharaha ao an-trano, fisotroana rano betsaka, mihazakazaka vao maraina ra vita.... Manantonŕ Doc foana alohan'ny hanaovana régime fa misy mety @ olon-kafa mety tsy mety @ao, samy manana ny toe batany ny olona Za aloha ra mijery ireny tableau d'IMC ireny d somary bota fa tsy raharahako fa tiko ny vatako, fa mankahery anareo izay hanao régime mazotoa hatramn farany
Par : anonyme
Tsy ilaina ilay mampijaly
Tsy ilaina ilay mampijaly tena am régime zany, ilay sakafo hoanina isanandro io ahena dia vita. Mizatra mihinana kely, mifehy tenda. Tsy mihinana ireny gateaux, pizza, pâte, sandwich , laoka be menaka,..... Mahaiza mifehy tena dia vita kabary.Ny hatendana no mampivoraka. Tiava manao fanatanjahantena sy mandeha tongotra fa aza mivoretaka mampiadan-tena mandeha fiara lava. Izay no torohevitra hoan'izay te ho tanora lalandava sy tsara bika. Tsy atao izay mampisy an'ireny bourrelet be reny, ezahina lanjalanjaina ny sakafo, dia manao sport. Tsy mifady gateau na chocolat, matin'ny alahelo a raha tsy mihinana an'ireo. Tsy miady vintana @ tanora fisaka kibo kely a, za aza efa firy ny zanako? mila mi reconnaître oe zao ny parcours vitan'ny vatako, de milay a na tsy mahia kely toy ny taho kifafa aza.
Par : anonyme
Miarahaba,
Miarahaba, Témoignage kely no hataoko sady mba manoro ny zavatra nataoko sao mba mety @nao ihany koa. Izaho dia vehivavy 33 ans, 158 cm. @izao fotoana izao aho dia 54 kg, fa t@ 2 taona lasa aho dia 76,9 kg... Tanatin?ny 3 volana latsaka no nanariako plus de 22 kg, fa t@ fomba tena natoraly indrindra? Tsy maintsy nataoko izany satria niakatra be ny taux de cholestrérol LDL-ko, saika tapaka lalandrŕ aho? Io dia tsy maintsy sacrifices no ilaina, ary mila atao vonona sy mafy ny moral alohan?ny hanaovana régime. Régime hoy aho satria tsy misy produit miracle izany fa soupe inona na soupe inona, fa ny sakafo no tsy maintsy lanjalanjaina hatrany. Ny nataoko ary dia no supprimer-na daholo ny sucre, menaka, vary hena ary fe*******ent rehetra fa dia legumes ftsn @izao no natao. @maraina, misotro thé cannelle na café sans sucre, rehefa tena tsy tanty dia asiana miel kely. Aza adino ny sport na dia kely aza. Izaho nanao fitness 1h par semaine ftsn, fa ilay sakafo ry zareo no tena mampatavy a.
Par : anonyme
za tsy manao régime fa
za tsy manao régime fa nahenako ny quantité sakafo hohaniko, za tsy mifady fa ho haniko daholo fa en petite quantité fotsiny, ataoko complet ny sakafo en petite quantité fa tsy mahatsiaro noana mihitsy za ohatra maraina za mihinana 1oeuf dur, 1petit suisse, 1pomme, raha mbola tsy ampy dia mihinana portion mangahazo antonadro vary 2sotro, hena 100g, légumes ŕ volonté(saldade, concombre, achards sns...), raha tsy voky za dia ampiako pomme iray hariva za mihinana lasopy na composé miaraka pâtes 2sotro koa, petit suisse iray tsy mahatsiaro noana mihitsy za ary tsy reraka sady tsy manque n'inon'inona tsy nihena teo no eo fa 2mois taty aoriana vao nisy ny fiovana, ary tohizko hatramin'izao fa tsy natavy intsony za ilaiko ilay régime satria kiriko be za nahita vatako natavy be teo, za anefa fohy dia ohatran'ny baolina boribory, tsy nisy bika na dia hoe mba azo jerena ihany aza ny tarehy, takolaka lasa natevina boribory, ratsy bika be eh! taille 44 ny teeshirts ary pantalon taille 46 dia teo vao tonga saina hoe tsy mety intsony ilay matavy be, marihako fa za niteraka iray ihany fa tsy hoe roa na telo izany tena ilaina ny régime rehefa tafahoatra loatra ny poids
Par : anonyme
za anie efa niteny fa tsinay
za anie efa niteny fa tsinay tsy mivora-poana e! Ny sakafo io ahena.Ireo voalazan'i perdu 24 kg ireo arahana. Tsy sahirana mividy akanjo, mahita izay ilaina rehetra, sady tsara bika. Mazotoa
Par : anonyme
Sansregime: ny antony
Sansregime: ny antony anaovako regime dia hoan'ny tenako ihany, tsy miankina amin'ny fanaratsiana ivelany na pression avy amin'ny vadiko fa ny azy zarany aza dongadonga. fa voalohany ny antony arampahasalamana. fahasalamana arabatana satria rehefa mihoatra ny IMC-ko dia fanina aho sady manetsetra daholo ny rhumatisme, ny aty, miroraka ny kibo, sns ny fahasalamana aratsaina ihany koa satria matetika aho rehefa stressée dia mihamahazo aina, malotobe ny tarehiko, reradava nefa ratsy torimaso, sns. miaratsaboiko izy roa reo: manao sport, manao zavatra relaxant, mihinana sakafo arampahasalamana, manao ampy torimaso, misotro rano. za tsy manao regime hoan'ny vavambahoaka zany, fa ny vavan'ny olona tsy maintsy miteny na matavy na mahia, za koa tsy manana problem tsy matoky valeur zany amin'ny endriko ivelany fa na inona na inona bikako eo dia assumeko. mijery akanjo manendrika, mikarakara endrika sy volo dia tsara foana ary hita ety ivelany foana ny olona heureuse et epanouie na matavy izy na mahia.

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.