Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra,
Lehilaho aho no manoratra, mety ve aminareo zany vady manafimbola zany.
Za rery no miasa ao antrano ary ts mitatambola fa ny vadiko no mitantana azy , isakiny Fin de mois za ts manao compte ts de manontany azy mo ny tena miasa atselika ndraindray de mba manana argent de poche. Fa indray andro aho tena ts nanana na dia ariary zato aza nefa ts maints mande miasa, nangatahako rafotsy inona ny valiny ts mana aho hoy izy fefa tapitra ny vola. Sendra mba nisava nijery tao @ armoire zao akory ny agagako fa tena mbola mis vola ao ary misismisy mints. Ts maints malahelo ny tena niresaka fa ady no nasetriny oe kely ny karamanao za mikarataka mindrana , mitady sns be de be. Gaga aho ry zareo ary tena nalahelo oe vola ve izany sisa no mis valeur ao atonkatrano , ary ts vola isotroana na ilokana no angatahana fa vola sakafo sy mba frais amelomany azy. Misaotra anareo namaky sy anome torohevitra.

Par : mizàna
Raha findramam-bola vokatrin
Raha findramam-bola vokatrin'ny tsy fahampian'ny karama ka nanampiana ny tsy ampy tao antokatrano moa ka naninona,fa ity izy nafenina sy tsy azo bangana no tsy hay hoe atao inona no tena lalina! Ny tokony atao!!? Mifampiresaka tsara,mandinika hoe:mendrika anao ve ny natao taminao,azo leferina ve,raha eny dia mamèla azy fa raha tsia dia ianao mahalala ny mifandraika amin'izay! Mahereza fa lehilahy ny tena!
Par : Iriana
Tsy azo valiana avy hatrany
Tsy azo valiana avy hatrany hoe mety ve sa tsy mety ny hoe vady manafim-bola.... Ianao irery no miasa hoy ianao. Noho izany raha maka vola atao frais any aminy ianao dia tokony hanome tsotra izy.... Raha tsy ampy ny karamanao dia 1-Miteny aminao mivantana izy na 2- Mitady asa izy...ary io tsy tokony hafeniny. Aza mila ady aminy ianao fa efa ho avy izao ny faran'ny volana dia makà fotoana kely mijery hoe inona daholo ny dépenses ao an-trano. Dia manombina kely ho anao atao fiandry. Misy vehivavy tena mahay mitantam-bola moa misy eo eo ihany e. Izay no marina. Mirary soa.
Par : Anonyme
Vehivavy aho ilay manoratra
Vehivavy aho ilay manoratra fa tsy ekeko ny hoe lehilahy miasa dia vehivavy velomina. Andriamanitra aza tsy mangataka afa-tsy 10% ka ianao no iza no hahazo 100%? La mère de Dieu?! Tokony miara-mitady ny lahy sy ny vavy dia mifanampy.Hifanarahana ny fandaniam-bola ao an-tokantrano.Rehefa tsy ampy ny karaman-dralehilahy dia miasa no tokony ataon-dra vehivavy fa tsy mitrosa. Mandra-piasany aloha dia mametraka ra lehilahy hoe tahaka izao no hitantanana ity vola ity ary tonga dia alàna ny frais sy ny kaly fa tsy ianao nikarataka indray no hangatak'atiny
Par : badbouyg
Raha resaka tsy fahampiana
Raha resaka tsy fahampiana karama ve no hindramana vola dia tsy mba misy fifampiresahana ao an-tokantrano ? Izaho tsy mahalala ny toetra ny vadinao fa sao mba mihodina izy baina aaa. Araho maso ihany izany vola par si afenina izany. Matoa efa manilikilika izy efa misy raha donc ao hein. Ianao ve hiasa dia handeha tongotra sy hanao sakafo tapa-tsinay. Mihevera tena baina aaa. Sao hilaozan'ny omby mihahaka eo. Kozina bandy ny ahy ary tonga dia direct a.
Par : grizzlyb
Jereo letsy fa misy manao
Jereo letsy fa misy manao fiancement parallèle ny tokantranonla a. Vola tsy mazava izany matoa afenina sy hanaovana taimbava ohatra an'izany.
Par : anonyme
Misy tsy milamina ao an,
Misy tsy milamina ao an, miresaha tsara nareo , mba ento mivoaka kely izy e, sao te hiasa ohatra dia nefa ny rythme de vie-nareo manahirana dia lasa "manafina " izy anarahany lamody. Antanio ny heviny raha misy zavatra oatra oe "investissement" mba tiany atao/ Mety misy zavatra tsy tiny ambara aminao, fa amin'ny maha vadinao azy dia tokony hainao ny misikotra azy
Par : Andry Be
Salama daholo isika ato
Salama daholo isika ato Miala tsiny fa sur mobile ny tenako tsy mahita lien anokafana topic vaovao ka de ataoko ato...ialako tsiny@tompon'ny sujet... zao ny olako ny reninjanako dia tsy mahafehy rendrarendra fa refa te hivoaka de mivoaka...@alina indrindra indrindra de ny zaza mijanona amiko efa betsaka ny fifampiresahana nataoko taminy fa tsy misy fiovana ... mampalahelo ahy ny mahita ny zanako ilaozana isankalina atakalo revy sns satria mbola 03 ans ny zanakay ary tsapa tsy ampy affection sy manomboka tsis attachement aminy ilay zanakay...tiako ny hitaiza irery io zaza io ra toa ka tsy vitany ka izay no tena ilako toro hevitra aminareo kenafa ny lalana mbola manome vahana hatrany ny reny...ny fanontaniako dia hoe motif valable ahafahako mahazo ny garde ny zanako ve ny zavatra ataony sa tsia? marihana fa mbola en concubinage zahay fa ny zanakay efa nozanahako...
Par : anonyme
Andry, raha déclaré "mère
Andry, raha déclaré "mère indigne" izy dia mety azonao ny garden'ilay zaza, nefa ilay ianao manambady anie no olana e, ngah ianareo tsy mananjanaka. Ny tena mety manantona avocat ianao na dia manontany fotsiny aza. Mampigadra any ivelany raha avelany irery ilay zaza, sauf oe misy miambina. Azavao tsara oe lé fifanarahanareo sy ny vadinao rah azo atao...
Par : Andry be
anonyme hazavaiko kely : tsy
anonyme hazavaiko kely : tsy manambady ivelany aho akory fa en concubinage izaho sy io renin-janako io hatreto tsy nisy fifanarahana fa izaho fotsiny no miresaka aminy fa tsy mety ny fitondran-tenany indrindra fa mbola kely ny zaza fa tsy misy vokany aminy hitako misy impact be @ilay zanakay ny fomba fitaizany ilay zaza marihana fa miara-mitaiza izahay roa ary manao izay fara heriko aho hananan'ny zanako fitaizana mirindra sy milamina fa tsy ra izaho irery ny hanao izany kanefa ilay reniny tena tsy antenaina mihitsy

Ajouter un commentaire

1 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.