Vous êtes ici

Efa mpandeha eto foana ny resaka rafozana sy zaobavy fa mba mila torohevitra aminareo za. Zahay mipetraka alavitra an-dry zareo, fa rehefa sendra mihaona dia fanambaniana sy eso mandreraka fona ny henoko avy aminy. Za maita fa ao koa ny fialonana. Dia mimeme hafa2. Marihiko fa tsy sahy manao ry zareo rehefa eo ny vadiko. Za nefa tsy misy RAD tsony ary ry zareo dia mba te hiaona amn zafikeliny matetika, kanefa rehefa tonga any an-trano manao sans gene be, matetika tsy miarahaba, refa oavy tsy mapilaza fa tonga na am firy na am firy nefa zay mba mila maka aina koa. Leo be iany za amin'izy ireo. Hatreto za mbola tsy niteny anazy, ndrai2 koa za mieritreritra oe amle tsy misy RAD tsn, dia oe mety mila an zareo nefa vao maika aza mapifila be izy. Ny tiako anontaniana dia tsy olana ve raha teneniko ny vadiko amn havany? sa refa le zahay sy ny rafozako irery iny, refa manao toetra hafa2, tonga d teneniko eo no eo? tena tsoriko fa leo be ny toetran-dry zareo za.

Ajouter un commentaire

11 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.