Vous êtes ici

Salama daholo,manana rahavavy aho,23 ans ,tena samy manana ny toetrany izay roa ,izy tena miavona be,manao famaly an'avona na am RAD ko ary.
Niaraka tam lhl izay maditra sy boto izy ary bevohoka nefa tsy nety ary tsy hita nanao dingana ny RADndralhl,efa norarana foana lay zandriko fa eee!!mafy loha ,enao ndray no itezerany sy ilongilongiany rehefa mba tenenina.
Teraka iany izy ary nilaza le lhl fa rhf teraka miroso am vodiondry sy soratra,efa 3 mois zao n zazah tsy hita ihany fa dia niaranipetraka tao am RADninay tao.
Zao nentiny an aminazy any le zandriko sy ny zanany ary milaza ny hipetraka any izy ireo,izay zavatra tena tsy ankasitrahan RAD noho izy tsy vita fomba ary toy ny vinanto tsy mahare fosa ilay zandriko fa dia mitonatonana any antranon'olona any.
Inona no tokony hatao fa tena manome alahelo hoan RADko indrindra fa ny reniko izay tsy salama ny ataony,no mahamenatra eo amin'ny tany sy fiarahamonina.
Ny tena mba manana ny maha izy azy ihany ary anisan'y sarotiny am fitaizana sy ny fivavahana ny RADko nefa ilay zandriko manondrana.
Misaotra tompoko.

Par : Bera Pôlisy
Fitsapana mivaivay avokoa
Fitsapana mivaivay avokoa izany e... Ny vavaka no vahaolana voalohany @ izany. Manaraka dia ny fanaovana dinidinika miaraka ahafahana mandravona ny disadisa. Tokony hatao ny fomba (fisehoana - vodiondry-sns) ary tsy voatery handany vola be akory. Io mantsy no lazaina matetika hoe sakana. Mirary soa hatrany, na dia manana ny "maditra" aza. Bera Pôlisy
Par : Anonyme
Mifampiresaha moramora.
Mifampiresaha moramora..lanareo mety mahalala sy mahafantatra azy hoe rehefa eto izy no mihaino s'y azo tenenina. Ary hoenohatra an'izao no fomba hitenenana azy de kzndrzho hoe fzno izay fepetra izay.
Par : mafy loha
Misy tokoa ny olona no manana
Misy tokoa ny olona no manana ny heviny tsy azo avadika na dia hita aza fa diso izany heviny izany. Tokony tsy hadino anefa fa matoa izy manao izany dia heveriny fa marina ny azy fa ny hafa mijery ivelany (ny fiaraha-monina) no mahita ny fahadisoana. Ny tsara dia ny miresaka moramora aminy ary miezaka mahatakatra izay marina itompoiny izay ary mijery ny vahaolana amin'izany. Apetraho amin'ny Tompo mandrakariva anefa ny zavatra hatao fa tsy misy tsy hainy hatao. Dia mirary soa ho anareo.
Par : Nah
Ampahafantaro kely azy hoe
Ampahafantaro kely azy hoe hanao ahoana ny fiainana raha tsy eo ny reninareo, dia hitany eo hoe zakany ve raha maty tampoka noho ny avonavony mamanareo
Par : ravavy
Izy anie ry zareo tena
Izy anie ry zareo tena sarotra ifampiresahana e,tsy itanao zai fomba iresahana aminy fa be famaliana sady milonjolonjo fotsiny rehefa tenenina. Mihevitra ho manana ny marina mihitsy izy ka lasa mafy loha,andramana ndray aloha fa dia asa e!
Par : Anonyme (non vérifié)
Avelao aloha aki izy hiaina
Avelao aloha aki izy hiaina an'zany lavitra RAD zany an, tsy mora anie ny miaina miarak am lelah nef efa misy zaza e, tonga saina eo ihany izy fa am ftonany
Par : ravavy
Dia hiandry ho voa sy ho
Dia hiandry ho voa sy ho tsakotsakoin'ny nenina ve ry reto vao ahalala hody???Tena toy ilay zanaka adala ao anaty Baiboly mihitsy anie e!Ny zanaka tokoa mahafoy RAD fa ny RAD tsy mahafoy zanaka,mampalahelo,mivavaka isanandro mba hodian'ny sainy dieny mbola tsy lasa lavitra.

Ajouter un commentaire

6 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.