Vous êtes ici

Vehivavy ny tenako, manan-janaka 9 taona ary tapa-kevitra fa hampiditra divorce fa tsy zaka intsony ny hitsakitsaka sy ny setrasetra ataon'ilay vady efa 6 taona izao. Araka io sujet io dia mba mba te ahafantatra ny mety ao am-pon-janako aho ao anatin'izao korontana be @ fiainanay izao ary ny mety ho fiantraikany ao aoriana. Raha misy nandalo izany dia hisaorana mialoha ny fizarana ny experience

Par : tsotso
Met fa niravoa angamba le
Met fa niravoa angamba le olana fa lesona hoany hoa avy.Tsara be ny fahatongava sainao,halahelo ny zanakao,fa mila amour parentés complet,fa indrisy.Zaho mahita fa tokony hifandinika tsara nareo mivady oe:hanao ahoana ny hiafaran'ilay silakin'ainanareo?????. Mangatak anao aho mba handefitra nohon'ilay zanakao,aza raharahaina ny vadinao hanao ny ataony,na maka vacance any @ ray amandreninao 3 mois mihitsy fa ho tsapany fa mbanga ny fiainany raha tsisy anareo mianaka. Que Dieu vous arrange et benisse

Ajouter un commentaire

16 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.