Vous êtes ici

Salama e! Mba vonjeo ry retoizay mahalala a! misy rehoka masaka be tsymety afaka ato an-tratrako, efa natao daholo na sakamalaona vosarimakirana na tantely na mananasy sy vosarimankirana na sirop na oignon na antibiotique na dokotera fa efa ho 15 jours zao, feno ao antratrako ao tsy mety afaka, tsymety mivoaka fa mikohokohoka fotsiny aho de misy rehoka be tsy mety mivoaka. Tsy hitako izay atao, efa indroa za no tany main'ny ostie fa tsssssssssssssssssssssssssssssssss vonjeo zay mba mahita hevitra e! Misaotra tompoko

Ajouter un commentaire

7 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.