Vous êtes ici

Nahazo vahana tany @ havany tany ilay vadiko , tsy nody pdt des jours sous pretexte oe nivory niarak t@havany fa tsy omeko vola mihitsy hono, nefa izy d mahazo vola soamantsara f laniny @ toaka sy tsy fatatro daholo izay vola omena azy ka ka meme pas une semaine azaony vola d laniny daholo!@zao dia ireto no mitranga:-nampiadiny zaho sy ny havany @zay za tsy afk mifapiresak amzareo toy ny taloha intsony-mamo lava izy vao tsy miasa-mitondra fiara izy mamo ref ts miasa no sadfy entiny ny zanakay, za moa miasa foana d ts maarak izay ataony f ny olona no mitatara amko-bevok aho izao nef zay maka oazy, tsis mifapitory fitiavana zan, toy y oe vadin'ny havany zan no fandraisako azy-tsis tsy simba ny entanay atomba mizara aho, f ny foko ef amafisiko mafy tsy ararirary faatany, misy mitovy cas aminay v ato

Par : remindMe
Zao fotsiny , ianao miasa,
Zao fotsiny , ianao miasa, atnjaho ny saina, ny zaza jerena. sarotra aloha ny hoe tonga dia hanakatom-po aminy satria rain-janakao iny. Mivavaha ho azy hatrany. aza mandany fotoana harary fo aminy akory na dia ny kely aza fa misy fiantraikany ao@zaza entinao io . Atrakaho ny loha ny andro iainana isan'andro dia famindram-po avokoa.mivavaha ho azy
Par : rakatala
vady tsy azo ianteherana
vady tsy azo ianteherana izany, azo lazaina fa tabajabaka ianao

dien'ny mbola tsy mi-degenère dia ialao, mbola hoelabe vao ho faty, mbola hoela ny fiainana, raha tsy te hiaina ao anaty regrets rehefa à partir 50 ans, dien'izao dia mialà

Ajouter un commentaire

1 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.