Vous êtes ici

Lehilahy no manoratra mpivavaka mafana fo ary ao anatin ny sampana 5 ao ammin ny fiangona ndehiba eto mada ny vadiko.Izaho moa mbola eo andalan pirotrahana ha mpandray fanasan ny tompo fa mbola miandry fotoana ..Ny antony hanoratako sy hangatahko hevitra aminareo dia izao: Nisy fifidianana diakona tao ampiangonana dia tsy nilatsaka ho fidiana ny va

Par : freefifa
Tapaka ilay hafatra. Matoa
Tapaka ilay hafatra. Matoa ilay vadinao tsy nilatsaka ho fidiana Diakona dia mbola tsy vonona izy izany, ny asa fanompoana koa anie r'ise antso e. Tsy hoe lamaody ny manao diakona dia lasa koa. Aza asina olana izany, raha efa sampana 5 ny misy azy, efa fotoana be ny lany amin'izany , koa mainka fa hiampy service hafa, ny tokatranonareo jerena e
Par : tsy voatery
Matoa izy tsy mbola
Matoa izy tsy mbola manolotena dia mbola tsy vonona, efa zava-dehibe ny fisiany anaty sampana, ao no hiantsoan'ny Tompo azy aloha. Mirosoa ianao @lalindalina kokoa dia mirotsaha e
Par : loooza ty
afaka tohizana ve le
afaka tohizana ve le publication fa tapaka. VA.. soa fa tsy VO..
Par : Ratah
Aza asina olana r'ise ah,
Aza asina olana r'ise ah, zavatra tsy tokony ho olana izany fa ise no mitady olana fanampiny
Par : fernandojhon677
Tsy hitako izay mahatonga an
Tsy hitako izay mahatonga an'ise sahiran-tsaina amin'izany, ny fanahin'ise vonjena fa ise toa variana mijery azy fotsiny. Tsy miaramiditra anie ny mpivady rehefa any an-danitra e, ngah izy afaka mividy billet d'entrée ho an'ise? Vadina mpitandrina no mahavita toa ny vadin'ise koa inona no mampimenomenona amin'izany?
Par : Triatra
Inona ilay tena olanao mba
Inona ilay tena olanao mba azo averina kely ve fa tapaka ilay sujet?
Par : Lalie
Azavao tsara aloha e
Azavao tsara aloha e
Par : Hiteny fotsiny
Tsy hitako izay lohany sy
Tsy hitako izay lohany sy vodiny amin'ilay tantara. Mamalia commentaires aloha fa tena tsy hitanay izay hanampiana anao marina

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.