Vous êtes ici

Salama daholo,ba mangataka torohevitra avy @ tsika. Toy izao ny zavamisy : mis tany izay miendrika « rectangle » anjara lova anreo Dadabe sy Bebe-ko izay mzara efatra (4) mazava tsar. @io fizarana 4 io nf ny anjaran’ny Dadabe-ko d namidiny t@ Nenitoa-ko ary ny Nenitoa-ko nivarotra ilay tany t@ Mama-ko.Tsy bol vita partage nf ilay tany. Mis n kadasitra ara-dalana an’ilay tany ary mis ny taratasy fifampivarontana an’ilay tany teo @ Dafabe-ko sy ny Nenitoa-ko. Ka ny torohevitra ba angatahako @ tsik d oe ra tiko o soratana @ko ilay anjara tany d aon ny procedure tkn o arahiko? Misaotra indrindra

Par : Bera Pôlisy
Ary ny taratasy
Ary ny taratasy fifampivarotana eo @ Nenitoanao sy mamanao mba aiza ? Somary sarotra ny fandidiana raha izay. Ny logique dia hoe : - tokony hisy ilay partage (à l'amiable ou judiciaire ...) izay ataon'ireo mpandova taloha, na ny taranany raha toa ka efa maty izy ireo (mila déclaration de succession...). Misy vola aloa io... - tokony hisy ilay famindrana teo @ nenitoanao sy mamanao (fifampivarotana). Raha tsy misy io dia mila mifampiresaka @ ireo mpandova ny nenitoanao ianao mikasika izay, - izay vao atao ny famindrana eo amin'ny mamanao sy ianao. Raha tsy nisy ilay taratasy teo @ mamanao sy nenitoanao, kanefa mbola velona ny nenitoanao, dia azo atao ny taratasy eo aminareo mianaka avy hatrany. Tsara manantona agent d'affaire, na avocat ianao Mirary soa
Par : anonyme
Tsy aleo tonga dia atao ara
Tsy aleo tonga dia atao ara-dalàna ilay taratasy, manantona mpahay lalàna momba ny "fananan-tany" mihitsy no mety fa mampiady grave be io resaka io
Par : rakotosss
izaho afa manampy anao fa
izaho afa manampy anao fa mametraha contact.
Par : Anonyme (non vérifié)
Rehefa misy resaka fananana
Rehefa misy resaka fananana iombonana dia miara-mikarakara daholo ny mpandova na ny mpividy fa tsy oe ianao irery no haka ny anajaranao. Mila mihetsika ny mamanao sy ny iray tampo aminao, tsy possible ho vitanao samirery zany léizy e

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.