Vous êtes ici

bonjour, izy inty tsy hoe resaka sexe friends fa Aventure no tedaviko s'y hilazaiko azy izay amin'ny endriny hafa, tsy hoe vita akory izay natao dia samy mandeha amin'izay alehany fa afaka mbola asiana tohiny raha samy mazoto ny andaniny sy ny ankilany, izany hoe afaka miaraka mirevivery, mampiaraka, miaraka misakafo sns...ka toy izao ny mombamomba ahy, Lehilahy 27 taona, célibataire ,mipetraka irery eto Antananarivo, miasa ary mamelon'tena, mitady vehivavy mitovitovy taona amiko , mipetraka eto Antananarivo ihany koa, Salama tsara, Madio, mahay mifandray aman'olona ary misokatra saina! raha toa ka mahaliana anao zavatra izay dia mandefasa hafatra miafina amiko na anorato Aho amin'ny Angelo raseta arobaz gé m.a.i.l teboka c.o.m. Misaotra ho an'izay mamaly ny antso sy izay matotra.

Par : Anonyme
Vous avez une belle voiture
Vous avez une belle voiture
Par : black mamba
malahelo aho milaza @ ise fa
malahelo aho milaza @ ise fa tsy ahita an'izany ato ise, isika bandy tsy mitovy @ sipa e, raha sipa zao no manao appelle d'offre eto tonga d bobaka be ny bandy

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.