Vous êtes ici

Manaona daholo e, sahirana be ah ry reto a! maniry hanan-janaka aho nefa misy rhumatisme, ts avelan'ny dokotera hiteraka aho fa mety ahafaty ahy hono izany! sao dia mb misy mahafantatra solution mety ahafahako miteraka azafady

Par : Anonyme
FIV
FIV
Par : Anonyme
Manangan-jaza koa azonao atao
Manangan-jaza koa azonao atao
Par : Fille
Izaho iany koa dia misy
Izaho iany koa dia misy rhumatisme ary bevoka za @zao fotoana,fa inona no mety ho fiatraikany hoy ny dokotera? fa manina no hoe mahafaty?

Ajouter un commentaire

7 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.