Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : Itrimobe
Betsaka ny antony. Tsy hiteny
Betsaka ny antony. Tsy hiteny ny an'ny hafa aho satria tsy afaka hitsara olona fa ny ahy no fantatro. Manala hamohamo satria ilay fanambadiana efa tsy misy fitiavana intsony nefa tsy te hisaraka noho ny amin'ny ankizy. Zahay kosa anefa mahay miresaka tsara sy tsy miady lava
Par : Anonyme
Ilay izy anie tsy vitan'ny
Ilay izy anie tsy vitan'ny manao fotsiny e, betsaka ihany ny fantasme notaterahindrafotsy fa misy tsy mety mihitsy izy, dia any ivelany no manao azy, ohatra hoe: - miara amin'ny sipa 2, na bandy 2 dia ilay sipa irery (tsy foiko ho zaraina rafotsy) - manao sodo, rafotsy koa tsy dia mankafy - milelaka lavab.dy, tsy anao an'izany mihitsy hono rafotsy
Par : MANAMPITIAVANA
Ny vehivavy matetika rehefa
Ny vehivavy matetika rehefa oe vady dia tsy te ambabo ny fon'ny lehilahy intsony satria efa nahazo laka ary any @zaza ndray no mandany rondoha ary matetika mitaraina reradava na tsy en forme! agny ivelany au contraire(tambitamby sy izay ilaina mahafapo)
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 13 heures 29 min
A rejoint: juin 19, 2018
Raha azoko tsara izany dia oe
Raha azoko tsara izany dia oe entina hanampiana ilay fitiavana tsy ampy ao an-trano ilay RS any ivelany satria oe na ilay fitiavana ao an-trano mihalefy dia zara raha misy RS,na rafotsy milaza rera-dava. Ankoatra izay dia fanatanterahana ny fantasme izay tsy tian-drafotsy hatao. Lehilahy daholo hatreto no namaly ,fa mino aho fa mba manan-kevitra araka izay mba fahitanareo azy koa ianareo vehivavy satria mino aho fa na lehilahy na vehivavy manam-bady dia misy manao izany avokoa.
Par : loza aminatambo
ka le fitiavana mampiray
ka le fitiavana mampiray mihitsy ange no mankaleo e : na hoan ny lahy io na hoan ny vavy io : rehefa mivady ka miditra ao @ tokantrano de tena zavatra hafa mihitsy no atrehana sy iainana ao fa tsy sahala any @ anaty film sy angano fampatoriana zaza ireny ka oe misy fitiavana be ao de mifankatia be ny mpivady de manao be sady manao foana . tout à fait le contraire : raha vao mijery ny tarehan'le rangahy de ny adidy @ ankizy mbola tsy vita sy tokony atao no ao antsaina : écolage/fanafody/vacance... Etsy andaniny vao mahita ny tarehin ilay ramatoa de ny vola hiala ao ampaosy no tonga ao antsaina voalohany ary raha misisitsisika miangolangola ilay ramatoa dia efa mahamahana fa ilaza olana misy eo @ fianakaviana izy zay : misy marary , ividy akanjo , kiraro , omena vola ny havany .... Mandainga izay miteny oe 100 isanjaton'ny foko dia anao irery : misy efitra maromaro ao : vady / zanaka / asa/ havana /sipa /moto /patron ... Adidy no tena misy ao antokatrano ary ssombitsombiny @ tena fiainana ara-pitiavana no azonao @ vady. eo @ zay no miditra ny filàna EROS : ilay fitiavana ara nofo ; ilay fitiavana ilain'ny nofo satria na inona na inona holazaintsika dia nofo sy rà aloha isika ary olombelona fa tsy anjely tahaka ny any anaty dessin animé. Eritreritra fotsiny sady natao ho fandaminana ny oe ijanona ho anao irery ihany : bravo be ho an zay mahatohatra fakampanahy saingy aza kivy raha solafaka satria matanjaka ny saina fa ny vatana no malemy.Tsy ho hitanao ao an trano mihitsy izany oe ianareo mivady ka tena manao : farafaharatsiny mi-simule ny iray mba hahatsaratsara ny ambiance fa any ivelany iany ianao no tena hahita satria matoa manaiky hanao aminao ny olona iray ankoatra ny vadinao dia ilay tena filàna no misarika anareo hanao ary samy mifampila ianareo.Eo koa mo izany ny hoe test fotsiny sisa ny an'ny mpivady hoe nanao sa tsia tany ity tany ivelany tany fa ny tena hoe mifampila sy ny te hanao tsy misy
Par : loza aminatambo
zavamisy ianinany mpivady io
zavamisy ianinany mpivady io : ramatoa iray matotra sy masiaka amin janany ao an tokantrano , fa mahavita 69 sy mifampilelaka lavab* rehefa tafaraka @ hafa , nanotaniana avy eo oe ndry ko ve manao an zany @ vadindry ? ny valiny : tsia , ny fombandrazana iany de in 1 de matory . iainana koa ireo bandy vizandava sy tsy mazoto homana ! mahavita in -3 sy tsy maty an davaka raha vao sipasipa no miaraka aminy ambava homana am po mieritra !
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 13 heures 29 min
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> tena
loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 13 heures 29 min
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> tena
loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
Par : rnj
Misy hisainana sy
Misy hisainana sy horetreretina tsara ity sujet, na hoan`ny lahy na vavy. fa tena ahitana lesona hoan`ny rehetra, fisainana hetaheta sy ny s........ tohy fa tsara
Par : Anonyme
Raha lehilahy mampirafy:
Raha lehilahy mampirafy: Matetika resaka ara-nofo satria efa tonga @ io resahan'i Loza aminatambo io ny antony. Raha vehivavy matetika dia mahazo tambitamby, mahazo dokadoka satria efa mipetrakailay routine ao an-trano, miampy ilay adidy @ zanaka, ny asa, ny ray aman-reny sy iraitam-po, ny patron, sns... kanefa indraindray tsy any @ vady no vahaolana fa manjary manampy olana ilay vady ka any ivelany sisa. ilay namorona ny sujet tsy haiko na firy taona nivadiana ary inoako fa hatreto nahatohitra fakam-panahy. Amiko dia resaka ara-nofo ihany ilay raha fa tsy misy resaka sentiment sy fitiavana be izany intsony. Fehiny: Ezaho hampanjakaina ny fitiavana na inona na inona olana ao an-trano. Na olana aminao koa aza ny vadinao (na lahy na vavy) dia tadidio fa izy on olona voalohany tokony hamaha miaraka aminao ny olanao ka izy no resaho milamina rehefa tsy ilay kizitina sy valaka iny. Ianareo lehilahy: Aza adino ny manambitamby ny vadinareo fa raha tsy mahazo firy any aminareo izy ka mahita any ivelany dia iny no lakile hanokatra ny fo(ri)ny any ivelany ka hahatonga azy ha,mpirafy

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.