Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Elidiot >>> rs ivelan'ny
Elidiot >>> rs ivelan'ny tokantrano ny sujet eto an ! Izany hoe lasan'ny vazaha izany ilay vady satria ny vazaha no be vola ve ? na koa azo adika hoe izay manam-bola izany dia afaka mahazo azy ? Raha izaho aloha zarako aza izy lasa satria tsy mendrika atao vady ny olona toy izany.
Par : loza aminatambo
za alo de bandy ary za io d
za alo de bandy ary za io d manao rarah ao antokantrano nef miasa ,mifandrimbona sady mifanampy, amiko tsy alibi @ rs izany oe reraka avy miasa , mitaiza zaza, stress,.... fa manana ny filàny foana ny vady (na lahy io na vavy) : anjaranao ny tsy hahavita izay ilain'ny vadinao dia lasa izy ( na lahy io na vavy) ary izy mihitsy no hitady fakampanahy !!
Par : J'assume
Vehivavy manoratra!
Vehivavy manoratra! Ny anah ny antony napatonga anah nanao anzany tany ivelany ary mbola mitohy mandrak'androany satria efa mba niresaka t@vadiko zavatra mba tiako atao aminah ihany za,fa izy sady kamo,tsy mba mihaino zay mba zvtra mba tiko,nefa za tena oe mahay manome fahafinaretana tsara anazy,nenazy nefa 3mn de tonga, de tonga de mapiditra caleçon de matory de zay!teny mamy zany enao manome vo mba mamaly,tambitamby zany aloha de tsisy intsony! Ny tena anefa de mikarakara vatana mbola mitana ,tsara bika,manao sport,mba azo lazaina oe misy jerena ihany!! Taty aorina nefa nisy bandy mifapiresaka amiko matetika, lasa nihaona farany ary volana taty aorina lasa tafiditra t@io rs io!ary tena nahita anzany fahafinaretana faratapony izany aho! Hitany point G ,mahay mamalifaly anah izy,mahay mameno banga,lafatra tateraka Tsy mbola manana eritreritra hanajanona relation aloha atreto satria tena mamy loatra!
Par : loza aminatambo
3mn zany aza ela be : raha
3mn zany aza ela be : raha omenao 3mn zah mahavita manao, manao caleçon , mihinana "mofo" (fa tsy teny) mamy , manokatra frigo ,misotro coca bien glacé,manidy frigo ,mamaky sms @ phone ,miverina matory (tonga de mahita tory) !
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
J'assume >>> Saiky toy ny
J'assume >>> Saiky toy ny mahazo anao daholo no mahatonga ny olona manambady miodina. Ny fanamaivanana ny preliminaire alohan'ny tena firaisana no hitako mahatonga ny olana.Avy eo tia tena ,tsy mahita afa-tsy ny fahafinaretana ho azy fa tsy mba mihevitra izay mba fahafinaretan'ny olona miray aminy.
Par : loza aminatambo
rahazahenao//// ka io ange le
rahazahenao//// ka io ange le fitaizana taloha we : aza mijerijery ny asan'ny namanao fa izay hahavita ny devoir nao haingana atao e , refa vita ny devoir dia akombony ny cahier de croiser les bras , refa avy mianatra de tonga de mody fa tsy milalao an dalana an !!.... tezain'ny fiarahamoina hahavita zavatra haingana ny lehilahy !
Par : Natti
Rahazahenao> io zany samy
Rahazahenao> io zany samy manana ny azy fa raha ny hitako rehetra aloha dia ny hoe ny lehilahy no tena akamaroany tsy mahazaka fa tsy maintsy mampirafy, efa naturendrzareo zay. Misy kosa vehivavy manana toetra mitovy @ lehilahy izay ka dia tsy maintsy makany foana. Ny ahy manokana dia ny hoe izahay mivady tsy dia manao intsony ao atrano ka na dia mametra ny tenako tahakan'inona ary aho mitady an'ilay tsy ampy ato amiko aho, mba niaraka tamn'olona indray mandeha aho de nefa tsy misy fiovana fa zany hoe ny toebatako iany no ho simba eto satria pillule no hoanina. Tsy nety niaraka tamn ilay ol intsony aho zao fa na izy ary tsy ahitako tsirony koa. Ka ny ahy dia hoe raha hampirafy aho dia aleoko olona manome mihoatra lavitra ny omen'ny vadiko no iarahako @zay simba iany ah fa mba simba nahazo fahafinaretana. Dia raha misy manotany ah eto hoe, inona no mbola hijanonako @ vadiko dia hoy aho hoe ny zanakay mbola kely, mbola mila miaina miaraka @ ny Rad izy. fa ny fiainana ao atrano ftsn no ezahana atao mlam.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Natti >>> << ...niaraka
Natti >>> << ...niaraka indray mandeh ...tsy nahita tsirony >> Ahoana kosa moa no ahitanao tsirony raha ny vadinao aza miaraka aminao foana ,tsy ahitanao an'izany,mainka fa olona niaraka taminao indray mandeha monja ! Io ange mila mba mila mifankafantatra tsara kosa ny couple raha samy te hahazo fafinaretana e !
Par : Tia tena
J'assume << marina mihintsy
J'assume << marina mihintsy io teneninao io! Maika2 be fotsiny le lelah Tsy mba manao prelim fa ze hahatonga nenazy tanjony !tia tena lotra Mitovy cas tsika sy enao
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Tia tena >>> Ka sao dia mba
Tia tena >>> Ka sao dia mba anjaranareo vehivavy kosa ny mba manoro azy ny point rehetra mora manaitaitra be anareo e ! Ny fahaizana mifanome fahafinaretana ange no tena firaisana tonga lafatra e ! Izany matetika no mitarika ilay fakampanahy any ivelany,rehefa tsy afa-po lava eo.

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.