Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : gagabeny ganagana
Tsy namaky hatramin'ny
Tsy namaky hatramin'ny voalohany izay voalazan'ny namana rehetra fa experiences personnelles no resahiko. Declic matetika miainga @ comportement ao an-trano. Ny RS hono anti-stress. Ka matetika rehefa gidra lava ny ao an-trano. Tsy azo iainana ramatoa na rangahy dia mihitatra ny hevitra. Ny vadinao konjokonjo lava, tsy mba taitra aminao, tsy mha hitanao mitsiky, tsy ahenoanao teny malefaka sy teny mamy fa trerona sy menace no iainana, nefa etsy am-pita etsy, na any am-piasana, misy bandy na sipa serviable, sariaka, mahay mamalifaly anao foana sy mihaino anao. Mitsiry ho azy ny hevitra ary lasa tsy tana io. Mety ho tratra aloha indray mandeha. Tonga saina kely hoe : nampirafy sy nijangajanga aho. Tsy mandry ny eritreritra sns...Conscience manenjika. Fa mahita ny hafa amin'izay enao hoe : rakoto sy rabe, kalasoa sy kala mirana toa mihodina koa. Dia tafaroboka fanindroany ianao ary tsy tana intsony ny tongotra.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Mirary soa sy fahombiazana ho
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra eo anoloan izao taona vaovao izao ary mirary antsika hahita vahaolana sy hevitra mahasoa amin ny fanehoan-kevitra tahaka itony.
Par : dory
feeling ho an'ny rehetra
feeling ho an'ny rehetra ihany io e!!!
Par : Dada fay
Izaho zao dia raim
Izaho zao dia raim-pianakaviana efa nampirafy ary ekeko sy niainako mihintsy ireo feeling ivelan'ny tokatrano resahan-tsika ireo. FA izaho manentana antsika hoe aleo hajaina ilay vady raha mbola azo atao satria ianao ihany ange no nivoady sy nampakatra azy e. Ny biby no tsy mahafehy tena fa ny olona manam-panahy na dia solafaka aza mahay miverina @ lalan-tsara raha TENA TIA. Mafy ny niainan'io vadiko io rehefa tratrany tampoka aho satria izy tena nanaja ahy efa ho 8 taona niarahana. Teo vao tsapako fa FITIAVAN-TENA no nandehanako ivelan'ny tokatrano. Ny torohevitro dia hoe: Aza manaiky baikon'ny nofo fa ny fafinaretana tsy lany ka ho lasa mitovy @ alika eny @ arabe isika. Rehefa mifampikolokolo @ lafiny rehetra tsara ny mpivady (+fifandeferana) dia na mety tsy ho in-telo isan'andro aza ny RS, matsiro be foana io. Ny anay izao rehefa manao dia samy mankafia ny segondra rehetra ary tsy angano intsony fa rafotsy mahitan'izany in-3 tonga izany indraindray. Soaa! Mirary tokatrano sambatra antsika rehetra
Par : Rafra
Mety le ady hevitra fa io koa
Mety le ady hevitra fa io koa ne raha manao pain achard ny ao antrano tsy matsiro fa raha vidiana any ivelany de matsiro ery! Aza adino fotsiny ny ankizy raha efa niteraka fa fanajàna ny zanaka ihany koa ny fanajàna tena. Aza variana loatra amirevy mandalo indrindra ianareo vehivavy manambady. Tadidio fa ny bandy tsy hanary ny vadiny amanjanany velively fa maka fafiny sy mampiresaka fotsiny ny ankamaroany.
fiber_manual_record ohnja
Dernière visite: Il y a 9 months 6 days
A rejoint: janvier 21, 2020
Ny amiko manokana aloha de
Ny amiko manokana aloha de aleoko eviter_na ilay izy, lehilahy ilay miresaka, satria za efa nanandrana ka tsy misy resaka fitiavana ilay niarahako tamin'ilay sipa(mbola tsy nitory fitiavana taminy za na indray aza) fa resaka hoe sexfriends fotsiny kanefa tsy nahazaka ilay sipa fa lasa manisy sentiment foana. Ny marina zany de zao e, rehefa tsy ando vola lisany zalahy de aza mitifitra sipa fatany fa mandrava tokatrano satria ny vehivavy , na elah mando vola, na elah manome ny sentiment anlah( izay tsy possible mihitsy )
Par : Matsiro
Vehivavy manoratra!
Vehivavy manoratra! Ra rorako lany nitenenana anle vadiko mba hiova angamba sy mba mikaza zay zavatra tiana ho atao de efa tsy aiko intsony! Fiainana mandalo za tsy te ho frustré sy alahelo lava!aleoko maka peps kely any ivelany!szmy efa manambady zay 2,ny vady aman-janako tsy ho atakaloko ny anazy koa,normal be izany!fa mba manala stress kely sy routine ao atrano! Au contraire lasa falifaly ao atrano,lasa tsy kizitina @ramose na anao izy na tsy anao!voakarakara tsara ramose sy ny akizy
Par : mainty kely
Za aloha efa nampirafy e, fa
Za aloha efa nampirafy e, fa matetika ny sipa mora miraiki-pitia de eo am zay le manomboka mifehifey anla. De tratra fona mo zany fa ny am manaraka no tsy atao tsony e, fa mety tsy ho zakako raha ny vadiko no anao otran zany.
Par : tshu
nisy niteny tany aloha oe
nisy niteny tany aloha oe ilay firenena misy azy à zao mandroso be fa zara raha misy ny fanambadian offisialy fa ny divorse no betsaka, ary infidele @ vadiny daholo na lahy na vavy any aminy tena mandroso mihitsy ilay firenena fa ny fiainana any anaty tokatrnao no miapotika, ary afaka 10 taona any hita @ izay ny vokan'ilay tsifanajana ny fanambadiana, eo @ firenena iray, io moa zany dia asitriky ny vazaha aty afrika ilay tsifanajana vady io, fa tena tsara hajao ny vadinao, ahazoanao tombony à vadinao, izaho efa nitsahin'i vadiko ary tena nozonikio hatr@ farany izy sy ilay oloa fa ilay olona ts tafapetrka tà toerna nisy azy ary taorian'izay natobokoa à izay ny ahy ary ny ts nataoko vadin'olo fa olona tsimanambady @ nolaziko ny vadiko fa bady manana ny hazodamosiko aho ts mangalatr any an'i hafa fa manan ny maha izy ahy, ary efa vonona ny hisaraka a@ ny izay no nahatonga ahy hhiaraka @ olona tsimanambady, fa ra samy manùmbady dia resak RS fotsiny izay
Par : naivo
betsaka ny olana matoa misy
betsaka ny olana matoa misy ny rs ivelany tokatrano ny vy tsy mikitrany irery fa ao raha,lehilahy aho ary za anisany porofo tsy azo ialana

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.