Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : Steve
Ny ahy aloha ry zareo dia
Ny ahy aloha ry zareo dia nisy sipa zay efa 10 ans zay niaraka , za @ io efa nanambady, ary nandeha nanambady i Kala taty aorina mbola miaraka miandeha miafina any hotely ihany izahay, ilay izy tsy hoe firaisana ara-nofo fotsiny niarahanay, fa tena hoe fitiavana olon-droa ka dia tsy mifankafoy foana hatramzao, mifampiresaka fiaianana, mifanoro hevitra sns eh. Nisy fotoana ary tsy ampy budget mariage zareo dia taty amiko i kala nindrana dia naviriny soam-tsara avy eo. Sady aleo ry zalahy miaraka @ olona efa mahazatra sady mifananja no mifanampy toy izay sipa sipa mpanataka sady maha be probleme eny sisiny eny.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Fa indraindray mahalasa saina
Fa indraindray mahalasa saina ihany hoe : Sarotra be ho an'ny mpivady ve ilay mifanaja na mba miandry fotoana kely raha ohatra ny andaniny atao hoe tsy afaka ny hanome fahafaham-po ara-piraisana ny ankilany amin'ny fotoana mampivaivay ny filany ???
fiber_manual_record millenah.harielle
Dernière visite: Il y a 1 year 7 months
A rejoint: mars 12, 2020
Tena henjana b n mandalina n
Tena henjana b n mandalina n fiainana manambady eo anatrehan fankampanah,zaho koa mandinika f mis ftona tena mankaleo n ao antrano TD mtsikytsiky razoky f kieitin d'Ava,nad EF mbo nataonao tao Ian zay mety taminy,TS hay oe EF voky avy an ivelan marina v d ao antrano mapme sisa,d tena l'ASA l zaza sida n iraisana amzay ftona zay satri nany sainao koa aza TS te hiertrertr azy tsoun f rombotr lava une fois enao mahazo tsiky tsar avy any ivelany d EF porte ouverte Joan vevavy io zay,le izy otrn oe miankina am fitoundran bandy nbol ao antrano n mahatounga n fampirafesana,n vevavy tsapako f tena mila tambitamby matetika satri EF mafy n atak lava mahazo,f n vola kou etsy an danini tena fankam panah TS roa aman tany nany lahy nany vavy,,,, , asa reh inona n tena hanambadin rah zany rehetr zan no iainanan tsirairay
Par : Mena masoandro
Ts mahatanty ahy n ao antrano
Ts mahatanty ahy n ao antrano! Mijanona ts mahatonga matetika f marary b ony n foriny! Iz nf ts mety excitena(nonoina) na anao fietsik(minono) mba hahatrarana ilay tena fahafinaretana! Zay problem le olo diso mivavak ty. Lazain f asandevoly reo fietsik lazaik reo
Par : Za ngamba no hafa ndrindra
Za ngamba no hafa indrindra..
Za ngamba no hafa indrindra... Vao vita mariazy aho Dia nampirafy, ohatrany nahazo sensation hoe gadra... 3 volana fotsiny Dia 'ahapoinss sipa Dia miova eny ... Sensation liberté izy amiko... Hoe mbola afaka aho.. n'a hankiafina aza.... Tsy hijanonako ela... Next next...
Par : KEN
loza aminatambo , lulu 68>>>>
loza aminatambo , lulu 68>>>> TSY Manaiky mihitsy aho ny hevitrao fa izay ny anao, fa diso izany amiko! Ny zavatra rehetra anie afaka atao excuse hanaovana RS ivelany ! Fa anjaranareo mivady ny mampilay sy mampatsiro azy e!
Par : Srb
Fa manin oa no lehilahy fôna
Fa manin oa no lehilahy fôna no resahina oe mitady ivelan'ny tokatrano e! Misy vehivavy betsaka iany kou manitsakitsaka ny tokatranony @lehilahy hafa.
Par : Covid
--- Srb
--- Srb Tena misy io vehivavy manitsaka ny tokantranony io! Efa tratra ny aty! ary tena miseho manaratsy iireny olona mampirafy ireny izy ao anatin lay izy, tantarainy daholo hoe i ranona sipan i ranona sns... tsy mahazo ana ireo! ra izaho aloha tsy mba anitsaka zany mihitsy! mapme beuih.... Tsy hita eny @endriky ny olona ny devoliny! Nampiteniteny foana ahy mihitsy hoe nareo hanafenana adalana no ivavahana any ampengonana! Mpivavaka be izy @io! Tsotra kely manko ny valiny hoe: "fakampanahy" hono! fa raha lehilahy zay dia inona?
Par : fafiny
matetika tsy fahampiana filan
matetika tsy fahampiana filan'ny nofo ao an-tokantrano no mahatonga ny olona iray(lahy na vavy) hanitsakitsaka ny tokan-tranony. zah zao ataoko ho ohatra fa ny vadiko dia tena masiaka sy kizitina ka na izah hiray ara nofo aminy az lasa kamo ka nahatonga ah iaraka @ olon-kafa zay vehivavy ef manam-bady sy niteraka ihany ko.
Par : Tafajabaka
Lahy za, ny manambady dia
Lahy za, ny manambady dia sarotra, tsy nisy koa moa fampianarana momba an io fa tsotra be foana le fiteny , tsy hita ze mety, izay atao toa olana vaovao hafa foana, mitady vahaolana irery tsy mety, miaraka mikaondoha le mpivady, afaka 1mois miverina indray ny resaka fa tsy tafa ndray. Bref, korotana kely lasa korotana be, monjy monjy kely lasa monjy monjy be, safosafo lasa daroka. Lasa nahery loatra ny fifamaliana ka lasa mitsaoaka resaka lava aho, na resaka tsotra aza dia mandositra satry mataotra hiafara dis*******. Niodina ny fotoana, nanomboka nijery tany ivelany, manala stress hoy namana tao ambony. ******* no tonga de alaiko, hatram trio efa nadramana. Inconfortable tateraka le manao rs am ******* fa vita ny fantasme. za tena tsy ty kapoty mitsy fa matahotra virus de voatery. Otran minana pizza fa saingy hoanina miarakam baoritra. T@ voalohany voaisako ny rs nataoko miarakam nenina oe , taty aoriana tsy nisy na nenina kely akory satry ra "visa c" ny film tao tokatrano dia efa lasa tsy classifiable tsony. Kanefa nandinika aho fa tsy tena natsiro akory le minana ******* saingy motiven ny atezerako, alaheloko sy ny tsy fisin ny rs ao antrano aho de lasa foana. Ny vadiko alo de jejo vavy, ny asa ataony dia mifanerasera lava am lela, rehefa nikorotana le tokatrano, nanomboka nitady tany ivelany izy, ra tonga tany rs na tsy tsy fatako fa saingy tratrako ambodiomby ny sms nifanaovan dry zareo, nalahelo sy nirefotra ny foko fa le vadiko kokoa no mikaoty le bandy ary miezaka ny manamboatra fotoana anaovana r.s. Za dia tsy ty fietsarambelatsy, nangataka divorce aho satry fiarahana hita efa tsy misy fazavana tsony, samy diso zay, sady zay roa efa samy lasa any ivelany, na dia mbola atao oe kely aza ny zaza dia naleko misaraka satry anisan tsy zakako ny hitan zanakay rehefa mifamaly zay, mpiray vodirindrina aza dia mamenatra satry de telenovelas version horreur ny anay. Tsy nanaiky nisaraka ary nanao menace ny hamono tena madama, mety oe ty tena draindray ary tsy afenina fa ny tsy fisiany am fianako no hitako fasambarako noho le tokatrano efa rava anatiny fa velona ivelany. Saingy Le hiteny ny zanako oe za nahatonga ny reninareo tsy eto antany intsony, dia, Nifamerina zay saingy niverina ankehitriny le gidragidra nihainana taloha, niverina ihany koa ny finanana *******, ary tam farany teo dia sahy hatram tsy nanisy kapoty tsony, arak le ten namana sasany, Natsiro ary tsy noeritreretiko mitsy oe mety matsiro otran zany ny manao, nefa le ******* tsy manja fa de manana ******* en forme fotsiny. Ra fitinina, une fois mikorotana ny tokatrano ka mihitatra sy tsy ampy finiavana ny mpivady dia surci fotsiny le finanana ivelany sy firesahana lava ny vahaolana ao antrano fa de tsy maintsy hiafara fisarahana ( miandry vava latsaka). Une fois ny mpivady mahavoaka teny enjana na mahavita fihetsika enjana indray mandeha, dia tsy afaka ao antsain ny ankilany intsony izany ary voafafa sy tsy tafaverina zany ilay souvenir mpitiavana be napatonga le fanambadiana. Ny ahy manoka dia vola mifampiditra sy fitadiavana no sisa tsy mbola mampisaraka anay.

Pages

Ajouter un commentaire

12 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.