Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : Adalabe
Ny ahy zao le manao
Ny ahy zao le manao mitsangana no tena reveko na dia tsy ao anaty trano aza. Tena kozy e
Par : Anonyme
Fa le fiainana moa zan tsy
Fa le fiainana moa zan tsy afak samy honnette fotsin maninona ra msaraka fotsin ref tsy afera fa zay le mavoha antsika amzao fotoana afa ozy le eo ambony manao am sipa fa ra nvadinlah n*******ko de tantaraiko analha fa afa ian uny n*******ko fa zah sipany mieteza am toeran ol vw manao a acte ary mato ku mampirafy ol ef ts manjary ts faka vady *******ina ndefinition an zan vady manaonivelany tokatrano zan ts hitako ze ivadîna ref ts mety RS na ts ampy plaisir sarao le ol fa aza poteina fiainany tsis bandy azak zan hoe ntrongisina kofa afa ´vadiny ka msaina sa zazakely vw nahita ******* na ******* nenah nvadiko tsisy confiance tsun avy eo mfanidrona antsy ka maty ra zaza vavy na hor ntory le vevavy le zaza ange ramatoa kely no tsindrovina ref ts tinao nvadinao sarao tsis vady tiana ampirafesina zan fef sarotsarony sisa ntokatranonareo le mampivady anareo aza efa zaraina amanol af sipa ts ampy alasakana ******* zan mande mtady any ivelany zan ra hainao nvadinao f kely ******* na ts mahay ******* na ts mfanarak msara de mtediava afa au moin mba honnette fa ts mahita pretexta si excuse piur apirafesina fa enw ******* nga *******ina zah tng de mkozy ts fitsaràna fa zv misy ref ts tianao le vady na ts mfanarak tsun eo ambony fandrina sarao izy na misy zaza aza mato ******* enw mampirafy mazaka ts nanapotoana nampurafesana anaah ******* zan enw def nariako ra zah nvadinal mbl ts sendra nlela galifantsy mody arahiny tampoka am andro ts ampoizinao enw enw mieritreritra fa izy any ampiasana tratra eo ampanalana stringue eo enw zan putin b ry madama eo ambony ef nterak mety putin ko nzanakao ref lehibe ra otrizan nfiainanao zan aza ny exemple omenao any zanakao ren *******ina masosi******* anah le sipa otranao otran raisinao amboara le mampirafy f tia nga adala ny anaovana anren sipa mampurafy iren de tokon zan mits sarity miarak nslipony eny am arabe de alaina baraka fa *******ina mpamitabady ref ts sur fa lery le ampy anao mandrakizay aza manambady simple r*******ntye ho antsik bandy tsr ******* sipa vao fa ra resabody no animbana tokatrano aleo msaraka sa lisan bandy zao ra tratranlisan eo apanaovana vetaveta mbridana akinononono b nvadinlah zakanlah ve ka mieritrereta aloan ampirafy zan ange vita ee fa avy eo
Par : zatsiiteny
ka misy ko ne n vevavy efa
ka misy ko ne n vevavy efa manombka leo ny vadny de ts mrarah az tsn fa efa any amn zaza n mandan n androny de lasa ts zary2 ralelah de mtad anze makarakara azy any ivelany, mis nd1 efa ditra mints
Par : maivandoha
Dia zaho moa zany mamaky ny
Dia zaho moa zany mamaky ny commentaire anareo dia vaka be ny saiko, mamaky commentaire pour anle izy ah dia hoy aho hoe andeha hanao anzany ah, dia mamaky commentaire contre ndray aho dia tsy sahy anzany ah, diatsy manana ny hevitro eto ah e
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Maivandoha >>> Tsy misy tsara
Maivandoha >>> Tsy misy tsara ohatran'ny manana fiainana milamina r'ise a ! Ny hanao mety ho vita ihany ange fa ny enjehin'ny eritreritra sy izay mety ho vokany avy eo no tsy ho tantinao e !
Par : Toky Fandresena
oui,,ny avy amiko de izao,
oui,,ny avy amiko de izao,,matoa mivady dia tokony hatao mah mpivady azy,,fa mato mis ny rs ivelany,,donc hadisoana izay amiko,,,noho izany,,tsis tombony io,,ar mety hiteraka olana ,,maro ny antony hoy ny olona,,eo ny hoe mety @ zaza no tsy isarahana ,,eo ny hoe,,ef tsy de maita fafiny loatra @ iray angamba ny iray,,
Par : XXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXX
MISY KOA OLONA MANANA
MISY KOA OLONA MANANA ARETINA TIA MANAO KA ZE MAMPISEHO FITSIRIRITANA AMINY DE OMENY AVOKOA ARYTENA FAHAFINARETANA AMINY NY MANAO @ OLON-KAFA
Par : lantopix
tena marina ni voalazan XXXXX
tena marina ni voalazan XXXXX, za manokana zao de manambadi, fa nefa miarak am madama keli ao ampiasana zai, sami mankafi zahai, de sami complice maka congé miarak mapiarak , de mandé chambre sns..discret be zai, fa ref tafiarak ireri de tena lafatra e.. t ijann fona nefa miserana le fotona, sami maika hodi de revena milai e,
Par : jinjawa
Ny fahitako azy de na leizy
Ny fahitako azy de na leizy besoin tsi ampi de normal be e, na ni vavy na ni lahy, tsy iadinkevitra zani, firifiry ni bandy manmabdi miarak am sipakeli na koa miarak am madama kelo=i ari na sami efa manambadi aza de mifampisintona satria mifankatia, na eni ampakana mpianatra aza ka zaka ramatoa keli de lasa zao mifanao fotona ari tsi maintsi miafara ani am chambre na iza iteni na za...noho izani lalanan natiora io ka ref tsi matoatra anzai de lavo e...ni sipa koa ref mankafi de ani zai, na de manambadi zao aza, ni bandi mo tsi andalovana...anjaran tsirairai mandinika, ao am piasana zani mo de matsiravina ni fiarahana e.
Par : rakl
za zao de honnete fa de
za zao de honnete fa de miarak am madama keli ao am piasana , sami efa manana ni fiainanay zahay fa de mifankatia e! ni fotna no lanjalanjaina de na entre midi et 2 aza no ananana de miaraka zay, ari io tsisi avenir fa de miarak ftsini, misi fotona aza mo manatitra azi par si fa discret atrani anefa, na ref mandé mivoaa keli aza de mifana fotna lavidavitra keli..fa tena matsiro, izi tena mankafi za mo tafiditra koa. de tafarai ni tia sy ny manina e! tsi nampoiziko hoe ho zakako izy tao ampesana fa tena serieuse keli sadi manja fa dia raikitra ihany.

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.