Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

fiber_manual_record andrianianja
Dernière visite: Il y a 1 year 3 months
A rejoint: mai 1, 2020
Ny fitiavana no legibe
Ny fitiavana no legibe indrindra
Par : ny ahy indray
Salama e! nisy fotoana aho
Salama e! nisy fotoana aho niaraka t@olona tao anaty fanam-badiana. fa tena oe resaka sexe. tena oe leo be an'le ao an-trano. routine be loatra. Ary tena ilay mahavita oe manao par obligation. Des fois , je ne bouge meme pas otrny razana. Mahazo kely aty ivelany d ampy njai iny alo. Ny ahy kosa alo tsy oe isan-kerinandro fa tena in-2 tao anatin'ny taona iray gamba. Samy manambady izahay ary samy mahalala oe resaka sexe ti d tapitra. rien d'autre.
Par : Nga !!!
Tsy mety mahampy ny vady ao
Tsy mety mahampy ny vady ao an-trano e Voajanahary angamba hoy aho Fihafiana no azo ilazana ny lehilahy fidel, mety misy antony tsy fahampiana na voafehy ara-moraly by vadiny Hevitro manokana
Par : Anonyme
Vehivavy aho no manoratra .
Vehivavy aho no manoratra . Nisy fotoana aho tssy re hanao RS intsony azony tsy hitako izay dikany za ko tsy te hiteraka tsony. Nanao sipa izay tsy noeritreretiko ho atao. Nanomboka teo mazoto be manao RS sy maka fy amin vadiko .
Par : tsotra kely
salama aby,
salama aby, manambady vita jiabi2 tamin'ny 2004; mananjanaka 3; fa tsy mahafoy ilay RS any ivelan'ny trano mandraka izao. Antony maro no mahatonga ahy manao izany ka vitsi2 no ho mety ho voatantarako eto: 1- variana loatra mme mikarakara ankohonana sy ny fianakaviany ka vizana aloha loatra ka lasa mankafy torimaso, raha fohazina kely dia romotra. 2- lasa atao programme lay hanao RS ka alohan'ny hatory na maraina mifoha; tena tsisy ambiance fa de oe manao e, lasa fakana torimaso sisa le izy satria dia alohan'ny hatory hatrany. 3- rehefa manao dia mme mihainohaino be, tsy maka tsirony sady manontany matetika oe vizaka be aho sns... 4- mme rehefa hatory dia manao pataloha na short, sarotra sokirina reny an; misy envie enao sasakalina ka mikitika eo dia reraka, izy fohazina mampalahelo sady tezitra no mamaly we 5- sanatria amin'ny mme zany hiova paozy na hinono zany na dia manao zay ho afako aza aho, nefa taloha nanao ihany izy an... zay naharesy lahatra ahy ny hanambady azy (lol) saingy tsy hitako tsony amzao... ... na za mividy sipa (na mme) hafa; na manao sipa dia tena hafa be ny fiainako, TSARA BE ery sady sambatra, voanononono; voalelaka be; charmes amzany aoka fotsiny, 1h aho mahatona in2, lozako aza fa abonne tanteraka aho ary raikipitia am koaitra indraindray; manontany tena we ohatra izao dia tsy vitan drafotsy... fa zao koa aloha e: samy hafa lay mitifitra vehivavy samihafa fa samy manana ny hanitra ho azy zareo, ao ny mamikotra, ao ny misefosefo; ao ny marivio; ao ny lalina; ao ny be ranony; ao ny mahay minono be; ao ny lasa tia ahy... azahoako teny mamy matetika sy manontany oe rahoviana indray. lay vady ao antrano dia olontiako iay miara mitantana ny fiainanay sy ny fibeazan'ny zanakay, tompon'ny fanapahankevitra amin'ny ho avianay sy ny zanakay, tsy azo ialana ary tsy hialako satria tiako. aoka tsy hisy hanafangaro ny resaka Revy sy fitiavana fa tiako ny vadiko ary nekeko teo amin'ny alitara fa tsy nisy contrat kosa tamin'izay hoe tsy manao RS any ivelany. eo ho eo amin'ny 40 eo izay no nasiako tafaran'ny mariagenay ary mety ho 20 talohan'ny mariage fa mbola tsy afa-po aho; te hiova isan'andro, manana eritreritra mba hanao am sipa 2 izaho irery sy sipa 1 dia 2 lahy ary ny echange samihafa. zay liana amin'izany mba manorata amiko an. merci
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Tsotra kely >>> Mahalaza
Tsotra kely >>> Mahalaza zavatra betsaka mampieritreritra ny fijoroana vavolombelona nataonao.Mankasitraka indrindra ary manentana ny hafa mba tsy hihafahafa hilaza ny fahitany ny lohahevitra.
Par : Rodrick
Samy misy mahamarina azy
Samy misy mahamarina azy daholo ireo fanazavàna eo ambony ireo. Fa ity misy iray izay anisan'ny tena fototra mahatonga ny olona hanao RS ivelan'ny tokantrano: MISY FILANA TSY VOA-JANAHARY (désir non naturel) TERAKA HO AZY AO AMIN'NY OLONA REHEFA MANKAFY MIHOAMPAPANA IRENY FILM X IRENY: lasa toy ny drogue ilay izy ary lasa accro ilay olona rehefa mpankafy loatra an'ireny.Ka ohatra fotsiny: raha position missionnaire na levrette d'efa nahazoana fafiny teo aloha, lasa tsy ampy tsony izay daozy (dose) izay fa mitady surdose, ary miafara hatrany amin'ny envie de pénétration anale (tsy voa-janahary) mihitsy ny filàn'ilay olona rehefa @ farany.Ao anatin'izany rehetra izany ny fitiavana hanandrana mangala-pihinana any ivelany (RS ivelany). Mijaly ireny olona ireny, toy ny esclave ! Ary na dia mangalatra any ivelany aza, na omena vehivavy (na lehilahy) zato indray miaraka aza dia TSY HO AFA-PO VELIVELY ! MITANDREMA AMIN'IO FIJERENA FILM X TROP IO
Par : TITIAko
Resaka Fanambadiana aloha
Resaka Fanambadiana aloha amiko dia nisy Fitiavana tao (tsy miresaka Fitiavana nisy tery aho anatin'ny resaka), nisy Fanirina tao ary matoa tonga t@ Fanambadiana ianao dia Fitiavana Feno no nitoetra. Koa raha toa misy indro kely ny Fitiavana ao anaty tokantrano dia amiko misy lesoka tao ary io dia avy @ ilay olona mitady fitiavana any ivelany, maro ny antony mahatonga anio :ny toetrany sy ny fomba fiainany avy @ ny fanabehazana , ny fanehoana fitiavana tao anaty fahazazana, ny anjara toeran'ny Tena tao anaty fianakaviana sns... Ireo ny fahalemena misy ao @ tsirairay koa raha tojo olana, fahasahiranana na fahalemena ao anaty ny fanambadiana dia mitady vahaolana petatoko mitady filàna any ivelany, milaza fa leo ny eo am-pelatanana, miseho ho be fitiavana nefa ny tena marina dia mamitaka ilay fitiavana ao anatinao ianao ary hita taratra fa tsy hainao no mifehy ilay filàna misy ao aminao, tsy hainao ny mitia ny vadinao satria ny atao hoe MITIA dia mahay mitia tsy misy fetra na retour, tsy misy fitiavan-tena ary raha sendra solafaka ilay Tianao dia lotika ny fonao isaky ny mahiita azy ary miteny an'eritreritra hoe " il a trahi son propre amour", raha toa ka tsy tamby isaina ny RS vitany any ivelany, ka raha fantatrao ny fisiany, fantatrao ary resao ilay sipa na naman******* any ary ambarao azy mbola manaja sy mitia azy ianao ary mampalahelo Izy satria manimba ilay fitiavana misy ao @ny ary tsy mba misitraka ilay fitiavana feno satria fitiavana nangalarina no hianteherany ary nosafidiny sady efa be charges be koa ilay efa vadin'olona nge?efa nahita ilay fitiavan feno io vady io fa manala azy any ivelany, mangarona ny anao any fotsiny ka raha tsy misy valeur nny anaodia mivelatra ho azyhoatra ny huitre tiana ho anina e! antitra eo ianao e!!de ho mpindrana foana v? ny vatana aminzay efa voatsabatsabaka sy miova endrika! raha ho tanteraka ny anareo dia efa INDRO KELY sisa no anajaranao . Ankilany, raha toa ka rava ilay fanambadiana feno fitiavana dia tsy kivy Izy fa efa nitia fa tsy nahay nankasitraka ny andaniny ary tsy mahay mitia indindra indrindra koa, fa ilay tompon'ny Fitiavana no hameno ny banga ao aminao. Ary ho azy dia mivezivezy mikaro-java-tsoa, mitady fa ho antitra aranofo eo e!! Mankasitraka.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Misaotra anareo fa misy
Misaotra anareo fa misy hosaintsainina daholo izany rehetra izany.
Par : alizay
Vehivavy aho: tsotra be ny
Vehivavy aho: tsotra be ny ahy no nahatonga ahy nanao tany ivelany, tsy mazoto manao RS ny vadiko.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.