Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : ralay kely
TENA MARINA IO VOALAZAN "loza
TENA MARINA IO VOALAZAN "loza aminatambo" io
Par : Tsimampino
famerenenana an'ilay
famerenenana an'ilay endurence taloha ilay any hivelany. Mampazoto homana kokoa ny any satria vaovao, matanjaka ny saina dia manaraka hoazy koa ny vatana. Fa ilay ao antrano zara raha mavita 1 na 2 ao anatin erinandro. fa any hivelany tena mavita 3 na 4 indraimandeha, sady le fantasme koa tsy mety vita moa samy hafa foana ilay fomba fitondran'ilay feeling. fa mila miaro vatana fotsiny mba tsy ho hisy fiatraikany ao antrano satria tonga dia tratra oazy koa ra sendra ny taolana. Matsiro foana le aventure any ivelany, fa tsy atao lava be fotsiny fa miteraka olana avy eo.
Par : dadatoa
Mbola misy sahy mangala
Mbola misy sahy mangala-pinana foana ve @ zao COVID zao?
Par : Clayo
commentaire *Àny tena mahafa
commentaire *Àny tena mahafa-po satria ze comandy tiantaina ataony daholo ary mahavita posteur maro fa zan ts ekeny rafotsy
Par : dax
tena marina fa mavitrika be
tena marina fa mavitrika be any ivelany; nahavita 6 za alina 1 nefa am rafotsy 1 ihany; otran lasa adidy e
Par : merco
ok
ok
Par : Anonyme
Matetika ilay
Matetika ilay mangalapihihinana no tsara noho ny mihinana. Ilay fitia tia maka ny tsy an tena no matetika tina kokoa noho ny an tena. Izy otran kilalaon-jaza mahita kilalao na ankizy hafa ianao iny tinao kokoa noho ny anao kanefa azo lazaina oe mitovy ihany
Par : brikabra
lay izy ange samy tompon
lay izy ange samy tompon Andraikitra na ny lahy na ny vavy ny am mety mahatonga na iray made mitady any ivelany : ohatra 1- tsy fahaizana mifampitondra ; tsy fifampiresahana , ra misy aza ny ray miteny de mety betroka no setriny zany (na lahy io na vavy ) hany ka lasa mihafoana ny communication , 2- tsy fahaizana mionona am zay hanana (teneno izy ra misy tsy tinao ny ataony ray, ampianaro izy ra misy zavatra tianao ho ataony, hifanoro fadisoana 3- eo koa ny fahasarotampiaro dila loatra (na lahy io na vavy ) hany ka na tsy manao lay izy aza lay ray , nefa kosa isan andro izy hendrikendrehana am tsy ataony , de hiafarany de tapakevitra lay ray fa ho ataoko ihany izy ty hoy izy , satria na tsy manao na manao de lazaina fa manao fona , de aleo manao . 4- ilaina koa ny ba misy andro hanadinoana ny rythme fiainanana andavandro fa ba ilaina fanavaozana ny fitiavana , ny tsirayray de samy tokony hifanome lanja ny partenaire . Tsotra ny fehiny ilaina ny firaintsaina firaisaompo eo am fanambadina , ba hialana am zay fijangajanagana zay ivelany tokatrano, ary ny ilaina indrindra de ny fahatahorana an Atra na am miafina , na am tsy miafina.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Miarahaba antsika rehetra !
Miarahaba antsika rehetra ! Misy azo anatra betsaka azo raisina ity tenenin i Brikabra farany ity ! isaorana avokoa isika rehetra na izany aza mbola mifandrimbona milaza ny fahitany ny lohahevitra.
Par : lozaaminatambo
ka ra manja be le any ivelany
ka ra manja be le any ivelany de aôna ????

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.