Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 4 weeks 1 jour
A rejoint: août 1, 2018
pati: hein!!! mitady haditra
pati: hein!!! mitady haditra an
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 4 weeks 1 jour
A rejoint: août 1, 2018
Za aloha rizareo dia efa
Za aloha rizareo dia efa nisedra fakam-panahy maro be ihany fa ilay iray izay ihany no naharoboka. Ny asako t@ izany nifanerasera @ client, olona be vola, manana ny orinasany manokana, chef d'entreprise na farafaharatsiny responsables financiers @ entreprise daholo no nifandraisako. Tsy vitsy ireo no manao compliments tafahoatra, manao fijery toa miangavy, mitsotra mihitsy hoe marina fa afaka atao an-telephone ny resatsika fa hafa ihany ilay face à face sady mahita ny hatsaran-tarehinao. Ilay sipako moa nahavatra nandefa SMS isak'izay avy mihaona amiko t@ voalohany fa nony tena niaraka vao mifandimby ny antso sy ny sms. Tsy ambanin'izany ny mpiara-miasa izay marihana fa 80% n'ny lehilahy mpiara-miasa nifandray tamiko tsy nisy tsy nikôty. Soa fa ny lehibe-ko rehetra dia na lehilahy efa lehibe tsy @ izany fikôtiana sipa izany intsony, na vehivavy mitovitovy taona na zandriko aza ny sasany. Ny anankiray @ sefoko vehivavy ireo aza naman'ny vadiko saingy olona miodina ihany koa. Tsy olona tsara tarehy akory anefa aho fa olona tsotsotra tsy dia tia maquillage saingy tsy manao ambanin-javatra ny fitafiana entiko mivoaka ny trano fotsiny.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Pati & Felantsoa >>>> Tsy
Pati & Felantsoa >>>> Tsy fakam-panahy fotsiny kosa ange no tiana resahana eto fa ilay fakam-panahy niafara t@ RS mihitsy e !
Par : pati
ka le fakapanahy mitsiriritra
ka le fakapanahy mitsiriritra io iany ange no maatonga an le rs e . omaly hariva zao le bandy itako , niarak iz mitsam , le bandy nanao teeshirt s jean d tennis @ loko mirindra tsara, mamariparitra tsara ny bikany , iz @ io en forme tsara, ts d bg fa masitsika nef charmant b , (hihi) . de ra nareo no teo @ toerako v d ts ieritreritra rs mitsy ?
Par : loza aminatambo
tonga indray aho rehefa avy
tonga indray aho rehefa avy nanenjika sipa manao vacance ! hono wa : maninn kay ny vady no tsy mba tafiditra ao anaty fakampanahy misarika e ?
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> Tsy
loza aminatambo >>> Tsy arakaraka ilay vady ihany kosa ve io ? Ny fakampanahy voaresaka eto ange izao dia ny fakampanahy avy ety ivelan'ny tokantrano e ! Fa misy tokoa ny fakampanahy ao anatiny ka ! Rehefa izy misaritsarika anao @ atinakanjo kely miaraka @ string kely ! ampiany an'ilay charme tonga dia mambabo izay angaha misy andraso andraso izany intsony fa tsy tonga dia raikitra indray izao,anaty RS tonga lafatra be ! hummm !
Par : loza aminatambo
de tantaraiko aminareo eto
de tantaraiko aminareo eto alo fa misy fotoana tokoa le vadinay ôtran somary mikorontana fiakanjo zay , na tee shirt fotsiny , na lobaka fotsiny , fa tsy le we string sy dentelles ôtran ny @ film reny ( ce sont toujours les marchandises sans valeurs qu'on emballe bien !) fa tonga de miakatra be i balita ! nisy fotoana efa may kila forehitra tao ny sôsisy sy tsaramaso iray vilany !!!! fa raha mijery ny zavatra soratan pati zao zah de le fakampanahy zany de misintona maso sy eritreritra tonga de ho tonga any @ rs avy hatrany ! de maninona le vady no indraindray ihany vô manitona fa tsy sahala @ fakampanahy hoe manintona isanandro isakizay mandeha ? samy mba tiko hamaly an io na ny lahy na ny vavy raha mety .
Par : Pisokely
Salama daolo, tsy natao
Salama daolo, tsy natao hitsara za fa zao ian e ! misy farany hy zavatra rehetra ka aza de zatra ny lalandririnina loatra e! io nge refa atao antsaina foana ko de manaraka anao avy aoriana foana de lasa fahazarandratsy e ! fa mba saintsaino ian n tokon hatao de mba ento ambavaka ny tena e ! ny aza sendra ny mahay azy ian ouz ny fitenenana fa manjary mitondra faisana no hiafarana, de raha manambady amanjanaka de kolokoloy zany fa matoa tonga teo de zay no adidy sy andraikitra. Nareo manome tsiny n vhv fa amzao n vhv enjehina asa, ny ankizy, ny tokantrano, betsaka be n andraikitry n vhv ra miohatra am lhl, normal ra reraka izy, de itadiavo solution zan fa tsy moramora, nareo ne juste mitady vola de zay e ! nefa zany ary mbola havilinareo any ankafa ka normal n vhv raha hikofoka na in fitsaranareo az na in. Ataovy toy ny voankazo an'ala ka raha mamy atelomy, raha mangidy aloavy. De tsarovy aho amin'ny andro iray mety handresenao na amin'ny andro aharesy anao. Mirary soa daholo !
Par : Elidiot
Eny oa ry zareo de aza gaga
Eny oa ry zareo de aza gaga nareo raha lasan'ny vazaha ny vadinareo satria ny vazaha sady manaja no manome vola, hazoana tambitamby tsara sy ny sisa, alefao koa ny manaraka hamoronako hira e ! Manjary tsy miditra ny bob ko ko, sa aona ouz nareo ! Mazotoa daholo e !
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Pisokely >>> << enjehina asa,
Pisokely >>> << enjehina asa, ny ankizy, ny tokantrano, betsaka be n andraikitry n vhv ra miohatra am lhl, normal ra reraka izy, >> Izay foana ny fialana bala @ tsy fanomezana fitiavana an'ilay vady.Ny anareo angamba mbola manaja ny fiainana taloha.fa ny ahy aloha no hitako.Ny an'ny hafa inoako fa betsaka ny ohatry ny ahy dia fiarahan'ny mpivady mikarakara na ny ankizy na ny tokan-trano ,mba tsy itenenako hoe indraindray aho lasa saina ihany fa ohatran'ny oe izao indray ny vehivavy ao an-tokantrano. Fa ny fanaovana izany dia adidy aman'andraikitry ny mpivady tokony mba ifampizarana sy ifandrimbonana foana ary apetraka @ toerana tokony hisy azy fa tsy atao excuse lava izao rehefa tsy te hiray @ vadinao enao.

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.