Vous êtes ici

Miarahaba,Mba mila torohevitra,Tsy ahy ny olana fa an'ny namako ka mba mila ny hevitrareo.Manana namana vahiny aho, tsy mbola antitra aloha , nipetraka teto Dago izy taloha, Nanambady bodokely izy teto ary niteraka ry zareo, tsy nisoratra, fa nony tonga tany ampita dia nahita tanora mitovy aminy razazavavy ka dia nialany Rams vazaha, nentiny ny zanany mbola kely.Amin'izao, tsy haiko na resaka valifaty na fitiavana hanambady mafy fa dia mitsakaraka sipa eto @ fb lery ,jeune sy belle aloha no critere an'i lery, izaho no lasa mpanao entretien ze sipa azony , manadihady hoe mety sa fopla satria lery d tena vonona ny hanambady avy hatrany.Nisy sipa tena nahatorana azy dia nampihaoniny tamiko , zah moa directe be dia nolazaiko ny hevitro, somary bonbon vorona, tsara sary fa bof en realite , etc...ni-insiste ihany lery hoe hanafatra le sipa hanao vacances,dia any zareo misoratra refuse ny visa dia vita hatreo ny tamin'iny.Nahita sipa hafa ndray lery, manjakely koa fa mpiasa @ ireny boite de nuit ireny hono taloha, mere celibataire. Nihaona tamiko koa fa sympa sy intelligente, hitako taratra misy lainga ihany fa milaza tsy miasa izy nefa mahofa trano lafo sy mihaingo be. Vonona be ikala ny hanambady zao d zao noho ny zanany hono satria fisongo vonona hanao reconnaissance an'ilay zaza avy hatrany mba hahafahan'izy mianaka miaraka mandeha any andafy rehefa vita ny mariage @le vazaha.Ny lalana frantsay anefa milaza fa mandova mitovy tsy misy hafa ny zanaka nateraka ny zaza natsangana na no-reconnaisse-avana. Mila ny hevitro mafy fizongo io inona no atao, izy maika ny hanambady, ikala ny zanany aloha mila reconnaisse-avana izay vao atao ny raharaha .Tsisy hay nefa tena toetran'i sipa, zareo mbola tsy nihaona, somary hafahafa tsy dia mazava ny momba azy, ty namako farak'izay maika fa zara nahazo sipa kely manja kely.Amporisihana hiroso de ze fandehany any ve sa ampihorohorona hoe tandremo fa sao ratsy, izy dia tena namako be, mba mila hevitra e e

Ajouter un commentaire

14 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.