Vous êtes ici

Saint Maximin : Mahay ileiry fa kely vatana.Balotteli : Manao anandronyL1 : Faible be ny niveau.Izay no azo hamehezana azy.

fiber_manual_record gasy milay
Dernière visite: Il y a 2 years 1 month
A rejoint: août 14, 2017
Saint Maximin - Baloteli (NICE) -
somary rasta izay izy

Asa raha mba misy mahatsikaritra azy io

Fa anisan'ny mpilalao tena mba manaitra ahy ny filalaon'ny nedala io

Alier droit no toerany fa tena mpilalao feno ary teknisiana ranamana

dribble, vision, tir, lecture de jeu ..

Mendrika ny hanana ny toerany amina ekipa vaventy izy io fa tsy ampy hivelarany ny NICE FC

Toy izay koa i Baloteli
Un joueur de classe mondial
ary mbola efficace sy ao anatin'ny tanjany

Tsy toy ny manimba ny performance ihany ve io izy ao amin'ny Nice io ?
Sa tsy misy ekipa vaventy liana aminy ? sa olana arapitondratena?
Fa mbola renard de surface ary realiste mihitsy Baloteli

Ajouter un commentaire

2 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.