Vous êtes ici

olana, olana hatrany, echec hatrany ze mba zavatra iaraha-manao, mba miezaka ihany miantso vonjy @ Tompo fa tsy mahazo valiny, efa imbetsaka mba niteny oe "raha mba henonao ry Tompo izao fitalahoanay izao de mba valio ny vavakay, mba omeo famatarana", fa indrisy ny olona rehetra aza tô mihataka aminay avokoa; mba nitady vahaolana foana ary mba nahita ihany fa aveo fahasahiranana,korontana hatrany no iafarany, kivy tena kivy ankehitriny ka lasa mifanome tsiny ary tonga @ hoe ndao hisarak

Par : Alice
Sedra avokoa izany
Sedra avokoa izany andalovanareo izany, ary raha tena tianareo ny hahaomby amin'izay atao, ialao avokoa ireo fitondran-tena sy fomba fomba mety mifanohitra am sitrapon'Atra ary araho ny teniny fa hiala avokoa ireo korontana sy ny olana misy eo aminareo! Lalana efa nodiavina io! raha toa moa ianareo mpisakaiza fa mbl tsy mpivady dia mirosoa. Atra tsy manome izay tsy zaka izany, ary tsarovy iany koa fa mila faharetana ao amin'ny Tompo, Izy maita izay rehetra miseho amin'ny fiainanao ka mahareta hatramin'ny farany, apetraho Aminy ny fiainanareo manontolo fa tsy ny tombon-tsoanareo fotsiny no jerenareo ao.
fiber_manual_record Magnet
Dernière visite: Il y a 1 year 4 months
A rejoint: février 19, 2019
Az manary toky amin'Atra
Az manary toky amin'Atra izany retsy a! Mila mandini-tena ianao sy ilay miaraka aminao dia manitsy izay tsy mety! io koa ne mety ts ianareo no diso fa ny razambenareo e
Par : Lôlôta
Misaotra Alice @ valinteninao
Misaotra Alice @ valinteninao; ny zavatra tsapa de mora ho an'ny olona manana ny ampy ny mampahery @ teny fa sarotra ho an'ny olona iharany ny miaina an'izany tebiteby lava @ fahasahiranana sy problema isankarazany tsy mety mivaha izany; efa ho 40 taona nivavahana nge matoa kivy ihany oe aiza ihany le masoandro ampanantenaina lava ty e; to tsy mba manao ratsy olona kanefa d mitsipozopozo na d miezaka otran'ny inona aza
Par : tsotso
1-Aza asian condition ny
1-Aza asian condition ny mivavaka @ Andriamanitra satria tsy de nampanantena antsika ny eto Antany loatra izy. 2-Miezaha nareo roa aza maika @ Projet ngeza be zany,fa ataovy mianga KELY mihitsy aloha de mandeha tsikelikely ,marina ny teninao fa mora hoan'ny olona manana ny ampy ny manoro hevitra;fa za zao de nitovy t@ satria taloha tsy nenty tanterak mihits ze atao,fa mianara mandeha aloha vao mihazakazaka aza maika @ zavatra ngeza fa mandiso fanantenana io,de mora kivy ary lasa mifanomentsiny eo nareo rehefa tsy mandeha le izy,mifandiniha tsar fa tsy vaha olan le Fisarahana,tsy misy voaozona zany, fa mahaiza mionona @ zay eo ampelatananao ary mahaiza mampiasa azy na hivaro-boandro aloha.
Par : Lôlôta
tsotso> atao inona zany ny
tsotso> atao inona zany ny fiainana eto an-tany? to tsy azonareo antsaina loatra ngamba ny olanay amzao e! mety tsy mitovy ny cas nahazo antsika nefa ampitovianareo; tanteraka androany teo @ fiainanay androany ny teny oe "faillite totale" mbola arahin-tsosa koa amzay satria nindrambola ary mbola be ny tsy voaloha,ny zavatra natao tsnety tsony nefa ny eo am-pelantanana foana tsy misy; asa re oe zay v no tsy nahay nivavaka sa diso fivavaka ka tsy nisy namaly na d nangataka sy nitalaho mafy aza?
Par : tsotso
lolota--azoko antsaina mihits
lolota--azoko antsaina mihits le izy ka,ts hoe tsy mahy mivavak ianareo,atao ny vavak fa nifiainan eto antany dia araka ny tenin'i Bill Gates zay oe "la vie; c'est la loi de la jungle".tsapak zany Lolota ny zavatra natao tsy mandeh nef le vola nindramina tsy voaloa:mangirifiry zany tena maharary mafy tokoa,kanefa tsy vahaolana ny fisarahana,tsy voamaika lova ve?????raha olona iray no hanefa anizay???Mandiniha tsar de miaraha miatdy vahaolan fantatro fa ao anatiny antsoina oe:¨Panique Total nareo,je sais et je sens,fa mitokan @ toeran mangingina nareo roa de Inona no hatao?????ny vahaolana dia:Recommencez a ZERO,satria matoa nahazo Findrama_bola ianareo de nisy antoka ao,Ampiasao ze ananana rehetra mba hahafahanareo mahazo aina injay:Recommencez a Zero Chere Lolota.Courage
fiber_manual_record Ralanto
Dernière visite: Il y a 10 months 1 week
A rejoint: février 25, 2019
Na inona sarotra na inona
Na inona sarotra na inona mora dia izao no ambarako anao: aza atao an-tsaina ny hoe hisaraka izany! marina ny anao fa mora ho an'ny olona tsy eo amin'ny toerana ny manome tsiny sy manamora ny zava-misy ka toa manamaivana ny tena zavatra iainana ny fahitana azy, fa ny miresaka mivantana sy manolotra manontolo ny fiainana amin'ny Tompo no tena vahaolana maharitra sady azo antoka ka hanome anao ny fitsaharana sy hahafahana miatrika tsara ny olana
Par : RAKZITINA
fa inn tko mo zany no zavtra
fa inn tko mo zany no zavtra ivavaanareo @ A/tra e ? - oe hande b ve le bizn -nareo d misy tombony b d voaverina n vola d mividy 4*4 be de mizesta be ??? - sa oe milamm be n tokatranonareo de tsisy olana mitsy ????? - sa we ts isedra hamaha olana misty nareo fa tout est sur des roulettes ???? ra zah aloha A/tra de aleoko tsy mamaly mitsy fa kamo be zah e ! ts nareo rery ange no manana olana sy nisedra fatiantoka e !misy ny ol aza very aman tapitrisany fa tô milam dôly iany ! jereo fa ra misarak nareo de we sitrak a/tra ndray zay fa ts maka responsabilité nareo oe nareo no te hisaraka ny maafinaritra @ le fiainana ange le misedra olana mitsy e : eritrereto oe manao nareo mivady de tsy tsemboka sy reraka mitsy : zany ve de hisy tsirony ? torohevitra n ana a : ajanony ny vavaka fa manala baraka : atreho ny olanareo d mitadiava vahaolana : ny fanontaniana tokony apetrakareo de oe inona no vahaolana sy asa tokony atao ?
Par : Lôlôta
rakzitina>> le fomba
rakzitina>> le fomba famalinao mitsy no mahakivy @ fomban'ny kristianina maro; hafa ny ampianarina azy fa hafa ny fomba fiainany azy; ary iriako mba hiainanao ny mahazo anay d ho hitanao oe mora tokoa kay ny manome tsiny; mbola manana ny ampy enao mantsy zao d meloka foana ny hafa mitaraina. ny fahitako azy dia diso mihatsaravelatsihy ny ankamaroantsika, hafa ny zavatra eritreretintsika ho azo amin'Andriamanitra fa hafa ny mody angatahantsika @ tenintsika; mandainga ze tste iaina @ zany hoe fiainana milamina ary mba manana anzany hoe ampy izany ao an-tokantrano; inona tokoa moa izany no ivavahana raha toa ka ny ratsy foana no misisika? moa va tsy mampanantena ny baiboly fa izay mandondona no vohana ary izay mangataka d ahazo? hatr@ zao d mbola kristianina ihany aloha aho fa araka ny lazaiko d mitady kivy fa araka2 ny hivavahana toa mihamavesatra hatrany ny fahasahiranana, tsy midika izany fa tste isedra olana ny tena fa araka ny efa nolazaiko d efa trop e! anaty problème be enao no mivavaka ny mba ivahany kanefa d vomay aza mihasarotra leizy
Par : tsotso
Lolota===ny ivavahanao ve
Lolota===ny ivavahanao ve zany de mba homen'Andriamanitra ze ilainao hampandeha ny biznao????TSIA,TSIA,TSIA ,na le hataka nampianarin'i Tompo aza manao hoe:Omeo anay anio ze hanina sahaza ho anay,fa tsy hoe hampandeha ny bizinao kos e!ze mandondon de ho vohany injay le ny any ANDANITRA no tiny ho tenenina amintsika:hoy Jesosy oe:Aza mihary harena et antany zay misy kalalao manimba fa mihary harena ho anareo any andanitra.fangah rah mivavak de tokony handeha daholo ny bizinao?????????????????Aza mivavak kosa raha izany no aontsainao kosa e!any @FRANC-MACON angamba no tinao haleha fa tsy any ampiangonana e!any mantsy misy conditions tadiavinao zany de omeny anao ze ilainao fa ny ao @ Tompo kosa Fiainana mandrakizay no ampanantenaina antsika fa tsy ny eto antany.Raha isika Kristiana indray de tsoriko aminao fa fa matoa ianao mitondra io anaranao hoe /Kristi-ana de vonona hizaka ny hazofijaliana koa tahaka i Kristy koa.Ka anjaranao ny safidy.Choix I:anantona an'i TOMPO de onto ny Ziogany.Choix II:Franc -Macon"Devoly"any no misy condition tahaka ny tadiavinao io de hanakarena ianao izany oe tompoinao izy de omeny anao ze ilainao.C'est toi qui decide Lolota dans ta vie.Courage e!tsapako le probleme-nao a,fa fitsapana mahamay tokoa fa izay maharitra no vadin'andriana.Asehoy fa maherifo nareo fa aza kivy zany e,

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.