Vous êtes ici

Salama dhlo isika mpikambana ato eee,
Mba saika hangataka fanampiana anie azfd e:
1- misy takodimena efa ho volana ny zanako lahy kely,
2- hodidina hono hoy ny ophtalomo nefa izy vao 2 taona d atao anesthesie général??
3-Sao mba misy manana soso-kevitra omena ahy ianareo ? TSY TIAKO OPERENA LE ZANAKO

Par : Anonyme (non vérifié)
Mangalà tongolo gasy dia
Mangalà tongolo gasy dia hosorana eo amin'ny hodimaso. Izany foana no fanaoko ref misy takodimena. Atao izay ampivoaka tsara ilay ranony am tongolo gasy, mety mangirifiry fa azo iafina na zaza aza. Mirary soa
Par : Bera Pôlisy
Somary manahirana izy ity
Somary manahirana izy ity satria ny tena tsy dokotera. Raha manantona mpitsabo ianao dia anaovany ordonnance mifandraika @ izany fa tsy voatery hoe didina izany. Terramycine ophtalmique, na auréomycine ophtalmique, na tétracycline ophtalmique... pommade à 1% io. Azo ahosotra tsara ny takodimena. Mila tandremana sao allergique @ cycline fotsiny ny zaza. Mirary soa.
Par : anonyme
Andramo aloha ilay naturel e,
Andramo aloha ilay naturel e, izaho koa efa nanandrana tongolo gasy avant de dormir, ny ampitso maraina defa maivana. Tohizana fona mandrapasitrana. Dia tandremo ny zaza tsy hikosi-maso sao mifangaro maladie des mains sales

Ajouter un commentaire

10 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.