Vous êtes ici

iza ary ny ekipa mety handresy ty Real ty @ ldc ? Raha izao no mitohy otraotra anao pao-2 zay an (Liga Ldc )

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
As Monaco mety handresy azy.

AS Monaco ange ka ekipa mafy hoanina e !

Izay nandalo teo laniny daholo.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
az misioka ra ts tafavok n ala eeee!!!!!
mbl mis 90 minute!!! f tadidio nf f 1-0 ftsn df ampi anilika anareo an!!!o rektr eto @ zay n jeu anti foot,eteatr @ vitesse si n vatandri ruben si lewandowski @ retour
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
Nazirita,

Tena marina izany.

imprévisible ny foot any europe am'zao.

Tout est possible.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
...isika hoŕ tia mijery ny zavatra akaiky kely foana !

allemagne izany anie ka tsy afaka amin'i espagne mihintsy eh...

ary Real dia bęte noire an'i Bayern mihintsy ;

1 - io izany aloha dia efa base mipetraka !

2 - aprčs misy ny zavatra ponctuel : toy ny eto izao dia méconnaissable ny ligne défensive an'i Bayern surtout ny axe ; ry Benzema en forme sy dans la bonne dynamique ; BBC phase ascendante ; ry Roben sy Ribery efa kôkakôkan'ny fahaizany sisa no enti miady ;

3 - avy eo indray misy ny faits sy tournant : ilay pénalty tsy maty iny ; ny arbitre efa nanampy an'i Bayern fa tsy nahay nanararaotra (na tsy ambinina sy ilay lalŕnam-baolina point 1 io)...


izany hoe raha ho tafiakatra izany i Bayern dia mila mahery noho ilay point 1 ny point 2 sy 3

raha ny amin'ny talata retour anefa : tsy hitako hoe inona no hiova be tampoka ao amin'ny Bayern satria ry Boateng tena mbola tsy au niveau mihintsy - ny cadre mbola voky ny coupe du monde 2014 sady ohatra ny tsy motivé izany - ny recrutement tokony hitondra plus mbola tsy mahazaka enjeu sy mi trouble...
Real anefa vao may mety hiverina ny equipe type misy ny BBC sy ny défense avec Varane...

ary ilay point 3 momba ny fait du jeu sns indray dia vao may ho an'i Real satria ny arbitre devant 80 000 personnes ao Bernabeu...(tsy hoe mangalatra fa isaky ny misy action mampisalasala sy litigieuses dia ny be no vitsy foana no arahina...)

ka raha ny fahitako azy izany dia mety ho 0-0 io ary match matsatso be ratsy qualité...na vao may mipôka io Bayern io ka handresy isa mavesatra i Réal...

ny mety ho hirika ho an'i Bayern dia mahavita victoire poussive kely 2-1 dia tonga tirs au but dia miditra an tsehatra amin'izay i Neuer ...

fa ny hoe exploit aloha tsy hitako raha ireny forme sy attitude nasehon'i Bayern omaly ireny... moa i Real koa il suffit juste d'un minimum de sérieux dia azo io 0-0 qualification io...


farany ary tsy kely : erreur ny nanakalozana an'i Kroos an'i Xavi Alonso tamin'ny 2014 raha ny fahitako azy...

Tohiny LDC : mitondra chance ho an'i Real foana aloha i Bayern ka tena mety hahazo indary i Real amin'ity... i Barca aloha raraka satria ho masiaka kokoa ny arbitre sy ny UEFA fa tsy hamerina iny tao amin'ny Nou Camp contre PSG iny intsony...Raha afaka tampoka amin'i Monaco i Dortmund dia izy no mety hanakana an'i Real...juve sy Atletico izany koa baolina be ... Leicester ve mety hanintsana an'i Atletico amin'ny retour ? asa !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
Marina daholo ny analyse n'i TA

saingy misy détails hadinonao ihany :

Lewandowski !

Manova zavatra iny.

Zah ndray d mahita fa mety mankany amin'ny tir aux buts io.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
sad mbl ts afak anatn sain'n madrilene mts le robert lewandowki tao @ dortmund t@ zn!!!!!!
fiber_manual_record Realiste
Dernière visite: Il y a 2 years 1 month
A rejoint: août 14, 2017
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
Mangigina ny tanana zany , fa nankaiza jiaby ? Raha zao no mitohy d horombahinay indray ny kintana faha 11
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
..kintana faha 12 ô !....

tsy misy resaka fa resy mazava izahay... tsy dia ny arbitre loatra fa araky ny efa nolazaina etsy ambony ireo no sady be maratra be koa nefa mbola forcena ihany...

...lasa manana balle au pied be ilay real, lasa technicien kokoa ny joueur, madity hoy isika gasy izay ...anisan'ilay effet Zidane koa angamba izay...

raha mifandona amin'i Juve na Dortmund ireny no mety ho sahirana sisa, fa raha ny ambiny (Braca, Atletico, Monaco) dia efa mazavazava ny fibatana ny amboara ho an'i Real...


Maka Dortmund aho rahalina (raha tsy mi trouble i Aubameyang dia vita io ...)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
Mitambesatra ihany koa ilay sala-taona avobe ny an'i Bayern : plus de 30ans de moyenne d'âge.

Hitany izany raha misy prolongation,

raha ny match aller-retour no jerena dia nanao erreur monumentale be mitsy i Ancellotti :

confier la clé ŕ Vidal.

Tena tsy mety,

Ireny ve no mba mpilalao hanakinana systčme ?

ny mitondra ny ainy eo ambony kianja aza tsy hainy.

Bandy mafana rahŕ, manaonao foana.

Tsy aleo ve mijery an'i Muller attaquant d ovain kely ny eo afovoany eo ? ohatra hoe Douglas Costa atao titulaire.

Alonso : Baandy efa lany tsoka tany Barcelone tany ireny.

Fa marina ilay fanamarihan'i Ta : Mahatazom-baolina ny mpilalaon'i Real, fa indrindra i Asensio.

Nefa ve tena izay tokoa ve no izy, sa ilay carton rouge an'i Vidal no tena nanapotika ny tactique napetrak'i Ancellotti ?

Mbola nanao ny fanaony ihany ny Arbitre
:Fa inona no tena arovan'ny UEFA sy ny Corps des arbitres amin'ny foot espagnolo e ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Sao dia Misy hanozona ny Real aloha @ match retour ?
alonso angaha moa efa tao @ barcelone ?

Pages

Ajouter un commentaire

6 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.