Vous êtes ici

Amin'izao fotoana izao, ita taratra tokoa fa tena miaratsy ny fitondratenan'ny vhv malagasy! raha tokony ahay mahandro sakafo, manao raharaha, lasa ny fikarakarana vatana no atao be dia be! izany oe ts mahafehy tokatrano intsony fa lasa haingony fotsiny! na fahalalam-pomba aza tsy ainy! inona no anton'izan amitsika

Par : mianatra
Amiko izay ilay hikolokolon
Amiko izay ilay hikolokolon'ny fiaraha-monina. Lasa tena zava-dehibe ilay endrika ivelany ka na dia tsy manjary aza ny ao anatiny, tsy misy mahita afatsy ilay miaina azy ihany. Faharoa manaraka izay, azo lazaina ihany koa hoe isika dia manana ny vady mendrika antsika. Raha tena zava-dehibe ireo tokony tamin'ny mbola nifamofo dia efa hita taratra fa matoa mbola rendrika ihany dia efa safidy manokana. Maro ny vehivavy no mahavita mahandro, manao ny raharaha sady mahavita mikarakara vatana na ny manambady na ny tsia fa mety sendra ny tsy manao izany fotsiny ny lehilahy sasany. Manaraka izay, raha ireo toetra ireo maninona moa no voatery hoe satria vehivavy dia voatery tsy maintsy hahay mahandro sy hanao raharaha nefa samy mitady vola sns, ny toetsaina mila mivoatra. Raha mahay ilay lehilahy afaka mampianatra sy manoro hoe tiako raha toy izao ny tokantrano ka handeha hiara-hientana isika hahatonga azy ohatr'izay. Ny zavatra rehetra azo hianarana avokoa, na ny fisokafan'ny toetsaina aza.
Par : Kalie
fahitako azy zao de raha vhv
fahitako azy zao de raha vhv enao le manoratra de ilaozanao miresaka ato am forum moov fotsiny fa tsy zay tokony ataonao no ataonao na de tsy misy atao aza enao , manaratsy ny hafa fotsiny no ataonao raharaha de zay mety antony le lazainao io

Ajouter un commentaire

4 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.