Vous êtes ici

Mifandray sy mifankatia tsara izaho sy ny zaobaviko sy rafozako!Rehefa misy tsy mety ataonle vadiko, dia mody ny iray tampo aminy aloha no omeny loha aratsiany any za vadiny sady fosainy, aveo ref itany hoe tsis iaino intsony za dia manao ny ataony @zay le vadiko: mamolava, mampirafy, d mody mivavaka b izy ety ivelany, ny looza anefa dia rangitiny foana aho @le fatany oe marary ahy tsara, sady miantsy ady ahy izy d ref mamaly azy aho tsy mahatana fo fa voafelaka ohatra izy na voakitiko (za tsy mapiasa zvtr hafa akotrn tanako 10 an, za vevav tsy aharesy azy zany mits...) dia iny amzay mody irairainy eraky ny tanana, jere misy trace ty sy tymaita excuse amzay izy d iny f tsita, leo b za reto a, tena l eo, tsy vitan'ny efa tsy manome vola mbola mapiady olo fotsiny f te igaringanainona no azo atao

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.