Vous êtes ici

Vehivavy no manoratra fa mba te hanontany ny hevitrareo lehilahy ato fotsiny. Aona ny eritreritrareo raha ny olona miaraka aminareo no manana sextoys.

Zaho manana olon-tiana ary milamina tsara ny fiarahanay, manao RS ohatran'ny mpifankatia rehetra. Fa zaho mihitsy no tia vibro satria ilay effet mi-vibre iny dia tsy hisy olombelona hahavita azy mihitsy. Sady ilay izy koa moa amin'ilay tena ngeza ka mahatsiaro tena feno tanteraka rehefa mampiasa ilay izy. Ankoatra ny maha vibro azy dia ampiasaiko hanaovako massage mihitsy ilay izy. Rehefa vizaka avy miasa iny dia mandro amin'ny rano mamay tsara, avy eo asiako lubrifiant ny soroko sy ny lamosiko dia ataoko massage. Ilay izy moa amin'ny maha ngeza azy dia mahatakatra tsara hatrany amin'ny lamosina any. Afa-bizana tanteraka mihitsy rehefa mampiasa an'ilay izy na tsy masturabation aza no atao. .
Mba tiako raha zaraina amin'ilay olon-tiako hoe manana an'io zavatra io aho, na mba miaraka mampiasa aza zahay hanaovana massage na zavatra hafa tsy olana. Fa zaho anefa dia tena matahotra sao dia choquer izy hoe ngeza be ilay izy, sao izy mieritreritra fa tsy afapo zaho refa manao zahay. Na manana an'io aza anefa zaho dia tiako koa ny ataonay. .
Aona ny eritreritrareo lehilahy raha manana vibro ny sipanareo na ny vadinareo?

Par : yann
Mety hoe complexé kely aloh
Mety hoe complexé kely aloh raha zah manokana e, nefa ngeh iny ho hitany tampoka e. Eny e, ezaho resahina tsikelikely antanio ny heviny dia itanao eo n tohiny
Par : Kiwis
Sami manana ni fisainani ni
Sami manana ni fisainani ni lela ary possible ko izy mantani tena hoe ( tsy afapo ni vadiko. Malemi ve za ? ....) Rehefa te iresaka anazani enao am vadinao de mody avadio ni resaka. Ohatra hoe (aona reny bobo... plastique reny cheri? Mety tsara ve reny .......) faha aza tonga de direct. Misy ko angeh le anneau mi vibre fatao am bobo.... samy makafi nareo
Par : pp
Ho ahy au contraire tiko b ny
Ho ahy au contraire tiko b ny olotiko manana iny. Betsaka possibilite. Fa mety ho vokany a longterme avieo sao miova enao d ts aheno fafiny tsony avieo ref miarak aminy satri mety hitanao b ilay difference. Donc...
Par : toton
manimba aio fa o moins soloiy
manimba aio fa o moins soloiy mitovy ny azy, de ezaho ny ts mampias azy rehefa éla ny ela hibanaka be bozy de sahirana ianao mahazo fafiny avieo lery mety tena gaga oe toa lasa malalka be zvtr nef ny ahy toa kelikely die lazainay fa miodina enw na eritreretiny misy bandy hafa any asaivo kitihany @ lela bozy de hafapo enw e
Par : anonyme
Manimba anao lé fitaovana
Manimba anao lé fitaovana ngeza, tena halalaka eo tokoa d tsy ahazo tsirony tsony ref manomboka leo an'le bandy, eritrereto iany raha mikasa anohy dia lavitra nareo roa e
Par : Sipa
Misaotra anareo mamaly sy
Misaotra anareo mamaly sy manome conseil fa misy hodinihina tsara. Ilay izy aloha hatreto tsisy effet hoe malalaka satria efa aman-taonany no nananako azy ary manao mus*******ation périnée mihitsy aho mba hanamafy ny hozatra ao ambany ao(na ratsantanana iray aza no tereko amin’ny vagin-ko dia mahare marary refa hanery mafy aho fa rehefa relax kosa dia souple misokatra be) . Fa ilay avis an’ny lehilahy mihitsy no mba tiako ho azo. Aona ny fomba fijerinareo an’izany vehivavy manana vibro zany? Aona ny reaction raha ampahafantarina anareo ny zavamisy.... Efa mazavazava aloha zany fa ireo tonga dia manome conseil hoe hialao ilay izy dia efa miteny an-kolaka hoe tsy tiany na tsy tantiny raha ny olon-tiany no manana sextoys.
Par : Bélier
Salut.
Salut. Zahay mampiasa karazany 3 (vibro 2 de plug 1) Mahafinaritra sy mitondra fahafinaretana maro. Fa mila samy mahafantatra ny hamoiasana azy tsara sinon, fampijalian tena na fitiavan Tena. Mazotò daholy
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 7 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ny ahy ny vadiko mihitsy no
Ny ahy ny vadiko mihitsy no nanao surprise tamiko nampiasako sex toys voalohany teo @ fiainako. Teo am-piomanana hanao RS (préliminaire) izahay t@ izay no naheno zavatra ni-vibrer aho tao @ clitoris-ko ary nampiakatra avo ny excitation-ko. Tsy nahavita nahatohitra akory aho na nametraka fanontaniana hoe inona izany fa dia nankafiziko fotsiny hatreo. Nony avy eo anefa nandeha ny RS dia nankafiziko hatrany koa. Rehefa vita izany dia izao no tsapako: mitovy @ mpanao sujet aho, nety tamiko ilay vibration, tsy hisy lehilahy hahavita vibration toy izany, saingy betsaka koa ny tsy vitan'ny sex toys kanefa azonao @ lehilahy toy ny tendresse, hafanana, izay fototra iray hiraisanao @ ilay lehilahy. Amiko tsy fatokisan-tena ho an'ny lehilahy tsy mankasitraka ny sipany na ny vadiny izay mankafy sex toys. Azo atao namana manampy ny sex toys, toy ny nataonay nandritra ny taona maromaro mandra-pahasimbany
Par : Lhl
Samy manana ny fisainany ny
Samy manana ny fisainany ny lhl. Fa mety koa miankina @ oe hafiriana nareo zay no niaraka. Raha vao aingana dia tsy misy olana ny fanananao vibro sy sextoy zany, ampahafatarina azy fotsiny. Fa raha oe efa niaraka efa ela kosa nareo nefa izy tsy kopy mintsy oe enao mampiasa an'reny tena mety manafitohina azy ihany an. Mety ho complexé izy avy eo, nefa miankina aminao miteny aminy koa. Amiko aloha tsisy olana amiko raha manana virbo izy e
Par : Te ijery
(SIPA).
(SIPA). Za te ijery vehivavy mampiasa sex toys sendra mba afaka jereko enao eo apanaovana?

Pages

Ajouter un commentaire

10 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.