Vous êtes ici

Salam jiaby.
lehilahy lay manoratra ary 6 taona sy tapany nivadiana ary mananjanaka 2 izahay.
Ety amboalohany dia misaotra sahady anizay hamaly sy hanome sosokevitra fa raisina avokoa.
Ny olako dia tena pudique Madama h@ zao raha atao bango tokana, efa fanatratr ihany iz io ref niarak t@ voalohany ary efa vita resaka ka hoe hiezak hiala @zan iz, nampiako tena foana mo ary nanana patience be mits ny tenako.
Ankehitriny, niova ny fijeriko satria araka nolazaiko teo ef zaza 2 sy taona maromaro nivadiana nef mbola ts niova ihany, niova herinandro na roa teo dia niverina indray, raha ts izaho no mangataka hanao dia ts taitra koa izy...
Lasa eritreritra be ny tena @ maha olona oe voky any ankafa ve sa aon marina, rehefa eo ampanaovana dia izay tiko ihany no atao fa iz anontanina oe aon ny mba tiandry d mety daholo ny valiny hany ka lasa otran film mahazatr lay iz faran mo za koa manomboka leo anilay situation, niandrasako tsar t@ ty volana avril ty fa miosy anizan oe 3 semaine ts misy inon nef ts miady an, nangatahako tampoka t@ herianndro d regle hono d za ko ts ni insiste satria fahasalaman
tena ts itako ntsony zay atao ary lasa manomboka miresak @ olona haf sur site za, tsy zakako lay iz ary efa fantany, hiezaka hiezaka zao foana fa ts itako mits, misy ef tratra otra ahy ve ny leilahy namako ato d aon ny nataonareo ary raha vehivavy kosa ianao mamaky io d aon no ataonao raha niaina izan,
misaotra betsaka

Par : andryyyy
Io zany dia miankina aminy
Io zany dia miankina aminy fomba fitaizana aloha. Matetika ny olona voataiza anaty fomba kristianina dia tsy misokatra loatra amin'ny resaka filana ara-nofo. Misy ihany koa ireo olona ataoko hoe eto ampivoan -tany izay tena mihidy mihitsy, ka raha sendra mandeha mamita iraka any ivelan'Antananarivo dia tsy mahazaka ilay fivelaran-tsaina misy aminy resaka ara-nofo. Mila fifampiresahana be ny zavatra hiainanao sy ny vadinao. Ary hazavao tsara aminy fa ny filana ara-nofo dia andraikitry ny mpivady fa tsy andraikitry ny lehilahy irery ihany. Raha mety dia mba manantona ihany ireny psychologue ireny fa raha torohevitra eto no omena dia samy hanana ny mety aminy daholo ny tsirairay
Par : anonyme
Ny maha-kristianina dia
Ny maha-kristianina dia mahatonga anao ho fidèle, izany hoe hanaja ny vadinao, tombony anie izany satria amin'izay ianao tsy andairan'aretina, ary olombelona fa tsy biby akory ka hiova partenaire isaky ny mihetsika. Tsy manakana anao tsy hila ny vadinao izany, na hanandrana zavatra maro miaraka aminy ndrindra moa fa raha izy tokoa ilay taolantehezanao, fa tena mila complicité sy amour léizy fa tsy forcena akory. Tsy hoe ref manaja vady dia tery saina, au contraire, ny hafa no tsy mahay "mitrandraka" ny azo atao rehetra fa manao "devoir" satria tsy hay oe mariage par accident sa mariage forcé. Hoan'ny tompona sujet, fifampiresahana no base, aza maika hitady olonkafa fa jereo izay tena olana izay nareo roa ihany no mahalala azy, ny olona ivelany mtsaratsara ftsn nefa tsy mahalala détails, ary na tantarainao eto aza ny olana, ankapobeny io fa tsy izy manontolo, be données tsy tafavoka syy tsy voazava amn hafa. Atero any am RAD ny ankizy, mandehana nareo mivoka kely mampiaraka, mamelona ndray ny afon'ny fitiavana. Ref tena mifankatia mifampila hoazy, ary maharikoriko na dia ny isaina olon-kafa aza, fa ref tsy ao ilay ftiavana tsy misy compteur io tsy misy tableau kilométrique, dia mbola pire ny hanjo anareo. En fonction-an'ze resakareo no ahitanao ny tohiny, fa dia miresaka sy mifamboraka toy ny mpianadahy mihitsy aloha e
Par : namana2
Mety manana olana am "libido"
Mety manana olana am "libido" izy fa tadiavo ihany aloh oe inona ilay tena olana,sao manao planing familial n vadinao?Tena mampihena n envie sexuelle io fa mety tsy fantatrin'ny lhl maro ,manjary kamo lay vhv satria na d ts ao aza ilay envie d lasa adidy sy obligation sisa leizy. Regleo aloh ra azo reglena e!
Par : blackie
inona zany ilay projet anao?
inona zany ilay projet anao? hoe hiaraka amin'olona hanalàna an'izay frustration izay ve? raha mbola tsy nanitsaka tokantrano ianao dia alaviro dieny izao izany saina izany fa ho simba ny tokantrano ary fijalina sans fin io hoan'ny vhv miaina azy. nareo lhl moa "tsy mba ratsy" eny foana dia tsy hampaninona anareo akory ilay izy. iny aloha tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny. makasika an'ilay problème dia mitovy amin'ny vadinao aho. pudique be aho. 12ans de mariage, tsy mbola sahy mangataka amin'ny vadiko izany fa izy no miteny. ary raha tsy miteny izy dia tsy misy. izaho anefa tia s. e. x. e fa tsy hoe tsy tia. somary contradictoire angamba fa izay ilay pudeur e. rehefa elaela tsy misy dia mampifaly ny tenako aho. izaho mijery an'ireny film hoan'olondehibe ireny rehefa izaho irery, fantatro tsara ny vatako ary fantatro hoe aiza no kitihina rehefa te ahita an'ilay fafiny be iny. fa dia pudique aho amin'ny vadiko. asa ny vadinao raha efa niaraka tamin'olona taloha fa izaho kely dia niaraka tamin'ny vadiko ary izy irery no lehilahy niarahako. noho izany saro-kenatra aho amin'io lafiny io e. Ny tsy mampitovy azy dia ny vadiko mahalala an'izay dia miteny foana hoe ndao, na isan'andro aza. efa manana ny posi tion mety amiko aho dia iny no mahazatra fa raha te hanao zavatra hafa izy dia miteny, izy koa miteny amiko hoe mampifaly tena rehefa somary tsy dia misy aminay roa (rehefa miady ohatra) ny tiako lazaina dia aza leo ianao miresaka sy manentana azy. ary miezaha koa ahitany fafiny. efa mahalala o r g a s m e ve ohatra izy? izany koa tsinona mampazoto. mitadiava fika aha "accro" azy fa tsy hoe hijery any ankafa. eny e, raha tinao ny tokantranonao moa dia izay fa raha solution de facilité de tadiavinao dia ndana manao any ankafa. any rien que pour te plumer, sady manisy feo no manisy fihetsika no mazotozoto ny sipa kely hihi

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.