Vous êtes ici

URGENT, inona no fanafody efficace ho an'ny olona mararin'ny sinusite ? Efa nanao traitement docteur fa miverina foana , mietsika be izy izao, mataotra mandeha docteur @ ty covid ity, merci an

Par : anonyme
Mifoka zakaranda
Mifoka zakaranda
Par : Barivola
Ny a ataoko mafana ny lohako
Ny a ataoko mafana ny lohako d asina huile essentielle ravintsara ny orona
Par : Hasambarana
hafatra eny amin'ny pharmacie
hafatra eny amin'ny pharmacie no tena haingana
Par : Achilla
Za isaky ny mipetraka any @
Za isaky ny mipetraka any @ tany mangatsiaka dia mihetsika ny sinusite, fã vão miala any dia sitrana koa
Par : Elysa
Mihevok veromanitra,tongolo
Mihevok veromanitra,tongolo be koa akana ranony de atao goutte anaty orona,hafatra,ranomena
Par : Nirinah
Tsy sitran'ny Dr io. Otra
Tsy sitran'ny Dr io. Otra manasitrana an'io. eo am handina ambony maso eo potsero mafy elaela, eo am sisin'ny orona, ao am colonne vertébrale koa
Par : Boven
Ranona sakamalao , atete ao
Ranona sakamalao , atete ao aminy orona ,(( goute2))
Par : Lolona
Sinusarome 'homeopharma' atao
Sinusarome 'homeopharma' atao
Par : Voniarisoa
Le tafo pala reny dorana atao
Le tafo pala reny dorana atao mena2 tsara de lemana ranomena hievohana
Par : Aima
Ravina balsama totoina de
Ravina balsama totoina de hatao goutte @ orona intelo isan'andro mandritra NY 5 andro

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.