Vous êtes ici

Azafady, mitady torohevitra momba ny risque de cancer : inona avy ny sakafo tokony hoanina mb hampienana ny cellule cancereuse ao am vatana! betsaka loatra mantsy ny olona voa nefa tsy mahalala ka aleo tonga dia misoroka toy izay hitsabo nef met tsy aitam-bokatra

Par : Anonyme
Manao sport matetika dia
Manao sport matetika dia manena be ny pourcentage mety ahavoan'ny cancer anao!
Par : Anonyme
Ny fiinana sakafo ara
Ny fiinana sakafo ara-pahasalamana ihany koa dia mampitombo ny chance ts ahavoan'ny cancer

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.