Vous êtes ici

Iza no mpankafy ato?Kivy aho fa sasana ery @ Ikopa ny tsinay anaovana sosisy,eo amin'ny dalle no fitotona hena(eny Itaosy),amizay fatikena no totoina,hodiny,potikena ratsy be ireny,hena ratsy e,ny sceau hitondrana azy tsy misasa mihitsy angamba no mbola efa ela be koa,lay olona irahina manao izany dia aoka fotsiny fa tsy misasa angamba.Tena kivy aho ary nanapa-kevitra tsy hividy intsony,ary niova teny Ambodin'Isotry ndray,lafolafo,mbola hitsikilo ny fanaovany azy aho.

fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 3 years 4 months
A rejoint: octobre 26, 2018
aleo akipy ny maso fa so ts
aleo akipy ny maso fa so ts hinakanina eo intsony
Par : anonymous
Ny anana sy legioma hafa avy
Ny anana sy legioma hafa avy ao anaty tany koa anie(karaoty na ovy) ka sasan'ny tantsaha eny amin'ny dobo eny an-tanimboly e!sao tsy fantatrao,analana ilay fotaka avy ao anaty tany iny,avy eo vao kobaniny amin'ny rano madio any antrano na eny antsena.Fa raha izany no eritreretina dia tsy hihinankanina eo tokoa,

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.