Vous êtes ici

Tsy haiko na ato izy ity no tokony apetrako na atsy @ sexualité. Resaka mpivady ihany moa izy ity. Vehivavy no manoratra ary zao le olana misy aminay sy papa amin'izao.

Manambady aho ary mananjanaka. Nisy fotoana nifankahita t@ ex-ko za.Le talohan'i papa mihitsy io. Ary nifampiresaka izahay. Asa na azon'ny voa tsy manadino aho fa tafaverina niaraka izahay ka nisy RS mihitsy aza. Papa tsy kopy amin'io.
Fa ny loza de zao. Le ex indray no lasa milingilingy mandrangitra ny vadiko @ mp. Tantarainy ao daholo ny RS rehetra nataony. Tena nisafoaka i Papa ary tezitra be tamiko. Raikitra ny enquete sy ny fanadihadiana isankarazany. Ary nolazaiko azy ny marina satria tena tsy azo hihodivirana intsony. Tezitra izy. Hitako hoe normal izany. ARy milaza hampiditra divorce amiko. Sahirana tsaina aho. Inona no ataoko fa rainjanako izy ary mbola tiako.

Par : Totobobo
hoy sipamalahelo>>>"Averiko
hoy sipamalahelo>>>"Averiko ihany fa tiako ny vadiko ary tsy tiako ny hisarahanay. Nefa le sentiment etsy an-daniny lasa any @ le ex daholo. Very hevitra aho" Misy lohany sy vodiny ve io zavatra voalazanao io. Tiana = misy sentiment.
Par : dridraodra
tsy valinao mihintsy ireo
tsy valinao mihintsy ireo olona reetra ireo fa avelanao hitatata eto fotsiny! mino aho fa na avelanao hanarampo hi******* ny lavaka reetra @ vatanao reetra aza i papa tsy hampiova azy izany, sa nareo mbola eo ampi*******na be @ zao ora hanoratako zao sa lasa ipapa de miditra mangigina matory ao le ex de ******* be nareo @ zao ora izao de adino ity olana ity,bevoka tsy ho ela enao
Par : Kolo
Adala enao koz e zao simba ny
Adala enao koz e zao simba ny tokatrano.ny ex anao faly nandrava azy mo vonona ny hijanona am nao mandrapa faty v ny ex anao ? Ny fiainana angaha vitan sex

Pages

Ajouter un commentaire

14 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.