Vous êtes ici

Sao dia misy marary ohatra ahy ato :

Ao @ kihoko ao misy marary ahy t@ voalohany, dia mitarika aty @ soroka sy rantsatanana.
Vokany : ndraindray mangotsoka ny sandry, ny rantsatanana donto, ary ohatra ny misy fanjaitra manindrona sy mandende.mangotsoka koa ny vahantaolana aty @ rantsatanana.
Ny tanana droite ihany no voa.

Rehefa mangatsiaka ny andro na miditra anaty magazay climatisé dia mangorintsina ny tanana dia eo no eo dia mangatsiaka lay tanana. Rehefa mafana ny andro dia matoritory lay marary.

Tsy hitan'ny doktera hoe aona na inona (irm, scanner de eee).

Sao mba misy voan'izany na manana toro-hevitra dia misaotra mialoha

Ajouter un commentaire

5 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.