Vous êtes ici

Bonjour daholo, efa 3 mois Zay fa tena mijaly noho ny tandimerina, efa nandeha dokotera, efa lany n'y fanafody rehetra de miverina indray, rehefa avy manao douche iny no tena mietsika, de rehef andro avy orana, inona mety mahatong azy, mila torohevitra azafady, misaotra

Par : Iharisoa
Manantona NY SALFA fa r zareo
Manantona NY SALFA fa r zareo spécialiste momba n allergie
Par : MiantsaFy
Zah koh d manao hontranio
Zah koh d manao hontranio mitsy rehefa avy manao douche na avy orana d ni ataoko rehefa izy mietsika be iny d tombahana rano mamay be zay zaka fa tonga d mijana eo no eo
Par : Yolande
Rano mafana no anaovana
Rano mafana no anaovana douche,tsy toa mangatsiaka io fa mila manao mafana.Mila mihinana fanafody allergie.Madetoxyl IMRA koa tsara .
Par : Charlette
Sao ny savon ampiasainao no
Sao ny savon ampiasainao no tsy zakanao.Misy manko ny allergie de *******
Par : Ange4
Za nanao otran’io pendant 3
Za nanao otran’io pendant 3 mois, nandramana daholo anti allergie sy corticoïdes rehetra mais en vain. dia refa tapa kevitra hoe anao analyse dia nangalana ra, dia après an’ iny tsy niverina tsony nefa tena feno tandimerina be atraminy tarehako refa mihetsika ilay izy. Misy koa miteny hoe manao “auto-sang” zany hono mahafaka anazy. Fa nenah vo nisy ra niala dia tsy niverina tsony.
Par : Tolojanahary
Misy zavatra zakanao ao... Na
Misy zavatra zakanao ao... Na ilay rano androna,na ilay savony ampesainao!!!! aza mampiasa ilay be produit chimique be reny fa tsy mety @tsika misy alergie!!!aleo mampiasa savony tsotra fotsiny!!
Par : Linda
Za nanao otranio fa efa
Za nanao otranio fa efa amantaonany no noheveriko fa allergies fa hay kay crise "URTICAIRE" Traitement mandritra ny herintaona nena " cetirizine" 1 isanandro de préférence alohany hatory Dia foana tanteraka efa 6 bolana Zay. Io asaina prescriviavany dokotera fa afaka io.
Par : NhQuenn
Zah efa nanao anio fona tamin
Zah efa nanao anio fona tamin'ny mbola kely fa tena mampijaly ny vatako manontolo no feno tandimerina no anaranio Mievo ha ampombo lahy na fako andalana fona zany nahafaka tanteraka nenah tena miomby be mintsy io amzao andro mangatsika be zao de aza adino ny manao mafana tsara fa tsy tin'io aretinio ny mangatsika.
Par : Dinax
Andramo ian sod mahasoa fa
Andramo ian sod mahasoa fa reny nanala nena fanalajiaby en am mpivarotra tampankazo d zaraina 4 de atao am rano 1l/2de sotroina mparivan andro mirary soa ooo
Par : HanitraY
Amdramo fa za ko namao an io
Amdramo fa za ko namao an io fa cure d Eau no nataoko araka ze vitanao fa ny ahy 20a25j

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.