Vous êtes ici

Salama daholo oh,
Mba manana fanontaniana vitsivitsy ry reto amin'ny fanaovana trano ah:
Momba ny fototra :
- raha mafy ilay tany, tsy maintsy mila semelle v sa béton de propreté (8 à 10cm d'épaisseur) + fototra moellons dia efa mety? Ilay trano dia tsy hoe hisy étage fa combles aménageables
- Ilaina v ny mampiasa film polyane alohan'ny hi-couler-na an'ilay béton?
- Ilay tany en pente, dia ny noheritreretina dia hi-épouser an'ilay pente ilay construction donc misy demi-sous-sol izany izay vao RDC, tsy mampaninona v izany?
- Ho an'ireo izay efa ni-commande fenêtre alu/PVC eo amin'ilay sinoa eo mahamasina io, afaka mahazo tarif v? dia tsara v ny qualité an'ilay fenêtre sy baie vitrée eo SVP?

Misaotra mialoha

Par : Birady
Salama tompoko,
Salama tompoko, - Raha mafy ny tany oy enao, dia tsy maninona ra atao béton de propreté (10 cm) + maçonnerie de moellons de efa mety, ra misalasala keli enao de asio longrine keli (epais : 10cm) eo ambony nle maçonnerie (epingle ny armature) - Film Polyane zany ra honahona na mando lava le tany de mila an'io. fa enao milaza fa mafy le tany de aza asina . - Tsara aloa ra qualité Alu ao @ io mpivarotra alu ao mahamasina io e!!!
Par : Coolboy
Mangala entreprise compétente
Mangala entreprise compétente fa aza mihaino izao rediredy rehetra izao. C'est simple !

Ajouter un commentaire

5 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.