Vous êtes ici

Mba misy fanontaniana tiako zaraina aminareo ity : Efa ho roa taona zay no niarahako amin?ny olona izay. Vehivavy aho ary izy efa ela no nanana probleme tokan-trano ka misara-trano fa mbola tsy vita divorce akory zareo. Zaho mba te hanan-janaka aminy satria efa 35 taona, izy koa te hiteraka amiko fa io situation-ny mbola tsy vita divorce io no sakana. Ny olako zany tsy any aminy zareo fa lay hoe raha hiteraka aho, ny resa-bola hananako tsy olana iny, fa ahoana kay no atao refa teraka ny zaza? Tsisy livret moa zany fa ahoana no hanaovana ny copie-ny?Mankasitraka antsika mamaly

Par : anonyme
Afaka soratana amin'ny rainy
Afaka soratana amin'ny rainy fona ny zaza fa tsy misy olana kah. Izy no manao ny déclaration fahaterahana dia mety. Raha tara indray, ka tsy nasinao rainy lé zaza fa isoratra aminao rery aloha, dia makany am commune fotsiny avy eo, misy oe "fanjanahan'ny rainy ny zanany". Dia misy contrat, zany oe fanomezana alalana avy aminao

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.