Vous êtes ici

mfanalavitra izahay roa dia misy mpiara-mianatra amiko tia ahy fa matahotra ilay sipako aho ! tsy te hisaraka aminy mihitsy moa izany nefa ohatran te hanao amle mpiara-mianatra amiko aho
(vehivavy aho )

Par : Kely be pataloa
Tsy olana izany ry Kala a
Tsy olana izany ry Kala a ,ianareo anie mifanalavitra e ,ary mino aho fa efa nanao in dry sy ilay sipan dry koa inona no andrasana ,aza miteny amin'ilay mpiara fotsiny hoe manana sipa ahy ,mba manalà azy e aza adino koa fa mbola mitady izay anjara in dry koa tsy ho fantatra na i Koto na I Be no anjaran dry .
Par : Anonyme
Filana filana foana,fa ra toa
Filana filana foana,fa ra toa ve ka manao ohatran zan am sipa afa ny sipanao dia ahoana hoy ianao, ambava homana, am po mieritreritra
Par : ataovy
Raha toa ka tsapanao fa
Raha toa ka tsapanao fa filana fotsiny no ilainao ao @ le mpiara-mianatra aminao de ataovy de hafeno @ sipanao. Raha toa ka tsapanao oe misy fitiavana na dia kely fotsiny aza ao aminao @ le mpiara mianatra aminao dia sarao ny sipanao dia ieraho ny mpiara mianatra aminao.
Par : Te hafantatra
Za oa mba te hafantatra oe ny
Za oa mba te hafantatra oe ny vhv ve tena misy envie fotsiny tsy misy oe Fitiavana zany e? Otran'ny Lehilahy zao de manao @ sipa sns .. envie be sns fa tsy voatery oe tiany le sipa fa kosa manaitra sy mampite be fotsiny. Ny vhv rehetra ze anontaniana de milaza oe ,ny vhv ono tsy miaraka raha na oe tsy manao raha tsy oe tiany le bandy.
Par : Asum
Raha izaho, ataoko dia assumé
Raha izaho, ataoko dia assumé-ko! Meritrereta tsara aloha

Ajouter un commentaire

12 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.