Vous êtes ici

Bonsoir les mamans
Tena marina ve ireto:
1- Raha vao boribory ny kibo dia vavy izay ny sexe an'ilay zaza?
2- raha vao 3mois mahery vao heno ilay zaza mihetsika dia vavy fa raha 1mois dia efa heno dia lahy?
3- ny finanana produit laitier dia mahafotsy zaza?
4- raha vao manafona sexe ilay zaza rehefa écho dia vavy?
Tiako ho fantatra ry zareo a. Mahasosotra mihitsy satria misy olona tena tonga dia miseho mahalala sy mametrapetraka hoe :lahy io! Vavy io!

Par : Anonyme
Nena zao tena oe boriborib
Nena zao tena oe boriborib otrani bol mts fa lahikeli, nenle namako matsokotsoko keli, namako 2, vavi daol ni azi, marina fa ni finana yaourt maafotsy zaza. Raha te anao RS fona enao de lahikeli izi zai
Par : Miangola
Bonjour maman. Ilay kibo
Bonjour maman. Ilay kibo boribory hoe vavy aloha tena confirmé. Ny ahy zao lahikely d tena ovale be mantsy. Lé tia sexe ndray ça dépend an. Lahikely ony n zaza matoa mitady be, hihiihi, d io nambaran'i Anonyme io e. Asa ny hevitry ny maman hafa
Par : Volana
Ilay manafina sexe kosa tsy
Ilay manafina sexe kosa tsy voatery hoe vavy e. Rehefa tsy miconfirme ilay doktera dia aleo atao "neutre" ny akanjo vidiana (vert citron, blanc, marron)
fiber_manual_record nenytiana
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: avril 3, 2019
Ny ahy reto dia ny dokotera
Ny ahy reto dia ny dokotera foana no henoiko a. Mahita lazain a daholo ange ny olona e, ilay diso fanantenana no mahakamo be avy eo. Na ilay rehefa teraka aza dia aleo ny dokotera no hen oina toy izay i mama na i rafozana, samy miteny eo foana dia tsy hita tsony izay henoina

Ajouter un commentaire

10 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.