Vous êtes ici

Tsy arakaraky ny ozona natan'ny sasany teto oe hotaona fotsy ho an'i Real ty taona ty, fa dia tena Taona Zina ho anay ty Taona 2017 ity Ligue des Champions, Super Coupe d'Europe, Super coupes d'Espagne.Ny any barcelone coupe d'espagne maimbo kely sisa no mba azon-dry zalahy. Miandry ny Coupes du monde des Clubs Champions sisa dia ho ao tsara !

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
GERONE(2) - REAL(1)
Efa oe maivana be oa zany Real zany

Sao de mba taona GINA ary no tokony ho soratana fa tsy zina e!!!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
KIANJA>>zina izy t@ ertona fa @ti izy Gina sy Sina!!!

mbola o lava nef ny lalana koo!!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Misy taona "in" dia misy taona "out".

Tsy isan'andro akory ny fety.

Na dia izany aza dia misy fanazavana ara-teknika ihany ilay baisse de forme de toute l'équipe :

- Carvajal
- Bale

Tsy eo ireo mpilalao ireo.

Ny nialan'i Varane talohan'ny fotoana ihany koa dia nisy fiantraikany.

Vao niala i Varane dia maty ny buts anakiroa nifanesy.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Mbola velona i $ongomby sady mbola mitohy ihany ny fanisŕna an.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Aiza ô. Efa hisasaka anie ny saison e!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
ny commentateur ar to efa kivy a!!!!!! 10pts
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Derničre chance hoan'i Real dia ny classico aller-retour.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
de ts mila manao faux pas ftsn na we nul
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Match classico zany na maharesy 10-0 in-2 aza real mbola vao 6 pts zany e. Aleo aza ivavahako mihitsy mba ho izay no hipoitra. Kanefa........(10(10(10(10 mbola misy écart 4 pts foana e.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Ka izay indrindra no ilazako hoe : izay sisa no chance an'i Real.

Satria :

izay 4 points izay no dia mety tratran'i Real raha voa manao faux-pas i Barcelone, manao match nul in-4 izy dia efa tratra,

Pages

Ajouter un commentaire

18 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.