Vous êtes ici

Tsy arakaraky ny ozona natan'ny sasany teto oe hotaona fotsy ho an'i Real ty taona ty, fa dia tena Taona Zina ho anay ty Taona 2017 ity Ligue des Champions, Super Coupe d'Europe, Super coupes d'Espagne.Ny any barcelone coupe d'espagne maimbo kely sisa no mba azon-dry zalahy. Miandry ny Coupes du monde des Clubs Champions sisa dia ho ao tsara !

fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Izany hoe i barca zany possible ho resy fa réal tsy ho resy intsony? Soyons réalistes mon ami.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Ka izay lé études des cas,

Milaza fotsiny ange zah hoe zay no sisa no chance an'i Real e !

fa io samy mety hanao faux-pas daholo na i Barcelone, na i Real.

Fa obectivement aloha tsy tafa tsony i Real.

Fa on sait jamais.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Alefa a, kely sisa. 3-2 iny aloha de mba 6pts raha tsy sanatria nga ka maharesy ndray barça rahalina.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Valence 1 - 1 Barcelone

Io ary ilay nolazaiko ra- $ongomby

8 points sisa.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Korazy nareo zany e. mila 3 matchs 3 victoires nareo zany, moa en męme tps barça resy 3X
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Tsy ŕ l'abri des mauvaises surprises mitsy io Barcelone io.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Valence anie 2e e! Tena mahay io ekipa io t@ ity saison ity. Ho hita eo i Real raha aharesy an'io.

Raha nijery tsara an'ilay baolina ianareo, nisy but matin'i Messi nefa refusé tao.

Erreur grave d'arbitrage satria efa tafiditra nihoatra 40cm tanaty but mihitsy ny baolina, fa izany hoe ça fait partie du foot tsy asiana olana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Rafransisy,

Nijery ny lalaon'i Valence tokoa aho fa tena henjana io ekipa io.

Manahirana ny mitazona ny mpilalaony manomboka eo amin'ny milieux.

Lalao mihetsika na havia na havanana, lalao misy tanjaka.

Izaho koa tsy afenina fa ho sahirana i Rela mihaona amin'io Valence io.

Fa tsy i Valence irery ihany no hatahorana ao Espagne :

- Villareal
- FC Seville
- Atlético Madrid
- Malaga (défense)

sy ireo izay mety hanao surprise.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Ary zaho ve no tsy maharaka fa toa tsy mba misy surprises ohatra ny any angletera ny ao @ liga a. Toa ny leicester reny oh. Ny liga dia toa ireo goavana foana no mahazo azy. Ny goavana tiako tenenina dia tsy ireo petits poucet mihitsy fa tsy maintsy niakatra tsikelikely hoe efa tao anatin'ny 10 premier elaela aloha, dia avy eo ao anatin'ny 4 premiers elaela koa. Izay vao mahazo ny liga zany. Izany aza tena tsotsofina mihitsy. Ohatra ny athletico, seville sns.....
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Ny surprise hisy dia tsy ny surprise hoe ho champion akory.

Fa surprise ponctuelle, izany hoe mandritra ny lalao no mety hisy surprise.

Fa ny champion dia 2 ihany : Na i Barcelone na i Real.

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.