Vous êtes ici

Tsy arakaraky ny ozona natan'ny sasany teto oe hotaona fotsy ho an'i Real ty taona ty, fa dia tena Taona Zina ho anay ty Taona 2017 ity Ligue des Champions, Super Coupe d'Europe, Super coupes d'Espagne.Ny any barcelone coupe d'espagne maimbo kely sisa no mba azon-dry zalahy. Miandry ny Coupes du monde des Clubs Champions sisa dia ho ao tsara !

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby > Valence no hitako mety hisongadina amin'ity, io no tokony jeren'i Real aloha vao mijery Barça
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Lalao vao teo no tapitra :

Barcelone 2 - 2 Celta vigo.

Mandady ny trano Ra-$ongomby Sy Ra- rafransisy

Mi confirmer ny zavatra efa nahiako iny lalao vao teo iny.

Raha mandresy i Real, dia 6 points sisa

Izany hoe raha manao parouces sans faute izy roa, mandrapahatapitry ny Liga dia ny lalao classico mandroso sy miverina sisa no mi départager an'izy roa.

hitako manana chance kokoa i Real
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
J. Isc > Huhuhuhu!!!!!. Tsy mety mihena ilay elanelana point e.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
nijery an'le match real omaly aho fa mampatahotra ihany le manque d'efficacité n'ny attaquant réal

le jeu mbola ao tsara, fa le ataky mihitsy no manary occasion bedabe
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Resy koa Valence

Nistagne daholo ny tęte t@ ity journée ity ankoatran'i Atlético
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Tsy dia ilay elanelana loatra no tiako ho tsindrina, fa ilay lalao ao amin'ny Liga mihitsy amin'izao fotoana izao.

Toa misy atoraka daholo ihany ireo ekipa heverina fa kelikely ireo, amin'izao fotoana izao.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Fa ny liga mihitsy ngamba no nanaovan'i barça sy réal combine ka. Ifandimbiasana le plasy de atao daholo ze fika rehetra ahatongavana @ zay. Mety tena hoe mi-sacre mihitsy ny andaniny na ny ankilany ahatongavan'izany. Aiza ve ka dia rizalahy foana no hifandimby eo? Miracle kely eny anelanelany eny raha ekipa hafa.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
$ongomby

Tsara be ilay fanamarihanao.

Io tsy ao amin'ny Liga irery fa manerana ny foot ao Eoropa ao.

Satria volabe no mihodina ao anatin'ireny 5 plus grands championnats européens ireny.

Tsy maintsy atao izay hampifalifaly ny sponsor.

Mampilalao zana-bazaha e e e : Investisseurs chinois, arabes,droits TV, Présidents des clubs, supporters, etc...
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
Efa miasa ny bandy,
Miketrika mitady fika,
Tena efa miezaka mafy izy e
Kanefa tsy mety tafita
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Tena taona Zina ho anay Real de Madrid ty taona 2017 ity
raha mandresy eo i Barcelone @ sabotsy dia izay vao tena vita i Real @ Liga

mbola "raha" moa izany, tsy azo hamaivanina i Real eo @ taniny

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.