Vous êtes ici

Mba hanontany azafady ny fomba fanaovana ny test de paternité. tsimaintsy mandalo fitsarana ve ? de iza no mifidy ly laboratoire . raha ny tena dia aiza avy ireo labo azo anaovana izy ireo eto Mada ?

Par : anonyme
Inona aloha ilay olana?
Inona aloha ilay olana? Tokony tsy misy idiran'ny fitsarana raha tsy oe misy fifampitorina angaha. Eo antaninarenina hono misy labo fanaovana azy an
Par : Bera Pôlisy
Efa elabe no tsy tao
Efa elabe no tsy tao Antaninarenina intsony io an. Jereo @ Google.

Ajouter un commentaire

2 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.