Vous êtes ici

Bonjour,Arak'ilay sujet, aiza no misy olona mapanao an'ireny thérapie de couple ireny na mmitovy˛ amin'ireny ?

Par : TenWords
Tsy efa thérapie du couple vé
Tsy efa thérapie du couple vé ny tolo-kevitra alefa rehetra eto é!? sinon matetika isika té hanova ilay ankilany ho amin'ny fijery sy fisainantsika ka té hanamàfy izany avy amin'ny vavan'olon-kafa/(Tiers personne, coach de vie…) Aza maika hanova ny hafa manodidina anao, fa ianao aloha no miovà/(sors de ton Zone de Confort), dia miova ho azy ny manodidina anao.

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.