Vous êtes ici

Vehivavy aho mananjanaka 2.6 taona zay no vita mariage, 13 taona niarahana.tao anatin'izay taona lava be izay dia toy ireny anjely kely ireny ramose. Izy rahateo olona tsy dia be resaka de nature. Volana vitsivtsy izay dia tratrako fa mampirafy ramose, itako daholo ny nataonzareo rehetra ary vadin'olona koa ity iarahany. Izy indray no nangataka ny hande tamin'izay fa nataoko daholo ny fara heriko rehetra nitazomana anazy. ankoatr'izay dia nihinana volabe an'ny société iasany izy ka vaoatazona ny hmerina io vola rehetra io raha tsy te higadra.Ny nataon'ny mpampiasa azy tamin'izay dia tsy omeny karama intsony ramose par mois hany ka za no tena miantoka ny fiainanay par mois.Navelany tao ampesana anefa izy noho ny tato aoriana ny hiasa any ivelany ny aprčs midi ary dia navelako koa satria eo ny charge anay fa eo koa za efa nanana confiance taminy satria tamin'izy nanaiky ny hijanona fa tsy hisaraka dia nomeny ahy ny mot de passe FB any.Avy eo, volana ray tato aoriana, tratrako tam message tonga alina be avy amin'ilay sipany fa kay mbola miaraka fa mampiesona ana fotsiny. Nolazaiko azy ny zavatra fantako dia niteny izy hoe sady tiny za no tiny koa ilay ray ka tsy vonona ve za hono ny hanao sacrifice pour nos deux fils. Dia namaly azy aho tamin'izay hoe tsy mety amiko izany faenao io miteny io nga oa tsy vonona ny hanadino azy pour tes deux fils? dia nanao ny choix-ny teo izy dia nijanona indray. Nitohy teny ny fiainana, mitsikaraka mafy aho ny amin'ny vola ihainanay sy manilika trosa etsy sy aroa satria ramose kay tena b trosa fa tsy nampaninona ahy satria tiko ny tokantranoko. Saingy tratrako indray dia nangoron-entana aho tamin'izay noentiko ny ankizy fa saingy tsy navelany nandeha. zao naefa dia tratrako dray fa kay ramose milaza fa tsy miaraka amin'ity sipany ity intsony dia nanana compte FB hafa nifandraisana tamin'ilay sipany ary tena mbola miaraka izy roa. Izaho anefe aty tena manao tsigolambatita no fetra manarina ny tsy mety rehetra. Tena kivy aho, niresaka tsotra taminy anefa aho fa angaba ritra le ranomasoko sa tsy aiko, niteny aho fa mazotoa mahereza amin'izay tina atao rehetra fa chemin différent ny antsika roa oa, za te hi-avancé fa enao te hitorina. Sady izao hoa tsy hanome choix anao toy ny taloha intsony satria tsy comparable amin'io vehivavy mpanitsakitsaka tokantrano io aho( raha ny fantako manko dia mampirafy io vehivavy io koa ny vadiny dia manao koa izy zao). nolazaiko koa izy fa raha misafidy ny hijanona ny hiaraka aminay 3 mianaka dia fadio ny mi-découche fa izany tsy midika oa hoe hitsakitsaho ny tokantranoko sy izaho. Dia farany oa, etohy daholo ny charge rehetra fa ianao no natao hamelona fatsy izaho. Dia gaga izy hoe tsy nampoiziny ny réaction-ko hono, mila manao auto-méditation ny tenako izaho hoy izy satria tsy misy cause avy aminao mihintsy hoy izy izao rehetra izao.Inona no tokony ataoko? Mba omeo toro-hevitra fa tsy misy azo itarainana.

Ajouter un commentaire

3 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.